auto save
This commit is contained in:
parent
624f42f9d9
commit
7e687ca337
|
@ -1 +1 @@
|
||||||
Nifandiniky miaraka zareo sady nimalo ndraiky nivolagna hoe: "Koa valian-tsika hoe: "Avy agny an-dangitry, dia hivolagna Izy hoe: "Fa nagnino ary moa tsy nankatô azy areo? "Izikoa mamaly atsika hoe: "Avy amin'ny ologno,....." Natahotro ny ologno zareo, satria resy lahatra ny ologno jiaby fao Jaona mpagnazary tatôbe. Avy eo namaly an'i Jesôsy zareo kay nagnano hoe: "Tsy hainay." Dia nivolagna Jesôsy tamin-jareo hoe:
|
\v 31 \v 32 \v 33 Nifandiniky miaraka zareo sady nimalo ndraiky nivolagna hoe: "Koa valian-tsika hoe: "Avy agny an-dangitry, dia hivolagna Izy hoe: "Fa nagnino ary moa tsy nankatô azy areo? "Izikoa mamaly atsika hoe: "Avy amin'ny ologno,....." Natahotro ny ologno zareo, satria resy lahatra ny ologno jiaby fao Jaona mpagnazary tatôbe. Avy eo namaly an'i Jesôsy zareo kay nagnano hoe: "Tsy hainay." Dia nivolagna Jesôsy tamin-jareo hoe: "Zaho tô koa tsy hagnambara aminareo hoe fahafana avy aiza no hagnanaovako regny raha regny."
|
Loading…
Reference in New Issue