auto save
This commit is contained in:
parent
6440df4414
commit
7c25eacc2f
|
@ -1 +1 @@
|
|||
Ary nivôlagna Jesôsy tamin-jareo: Tsisy mpagnazary tsy hamegny hanja, afa tsy lehy akao amin'ny tany faviany avakeo akao amin'ny havany marikitry azy. Avakeo koa amin'ny fianakaviagnazy tokagna edy. Tsy afaka magnano asa mahagaga eky izy, koa tsy famitrahantagnagna amin'ny marary tsy dia fontry avakeo mampahivagna zareo. Lany fagnaha amin'ny tsy finoagnan-jareo baka izy. aviteo lôsogno nagnodidigny tanagna izy ndehagnanatra.
|
||||
\v 4 \v 5 \v 6 Ary nivôlagna Jesôsy tamin-jareo: Tsisy mpagnazary tsy hamegny hanja, afa tsy lehy akao amin'ny tany faviany avakeo akao amin'ny havany marikitry azy. Avakeo koa amin'ny fianakaviagnazy tokagna edy. Tsy afaka magnano asa mahagaga eky izy, koa tsy famitrahantagnagna amin'ny marary tsy dia fontry avakeo mampahivagna zareo. Lany fagnaha amin'ny tsy finoagnan-jareo baka izy. aviteo lôsogno nagnodidigny tanagna izy ndehagnanatra.
|
|
@ -1 +1 @@
|
|||
Nantsôviny aby zareo roa ambinifôlo lahy avakeo nanomboka nagniraka zareo tsiroaroa, aveo namezany fahefagna akao amin'any fagnaha ratsy zareo. Avakeo nampitandrigny zareo tsy hinday raha amin'ny tany zay avy nimbon-jareo, na môfo, na sakelika, na vola amin'ny fehinkibon-jareo afa tsy tongôzo edy. Fa hagnano kiraro, avakeo ndraiky tsy hagnano ankanjo aroa.
|
||||
\v 7 \v 8 \v 9 Nantsôviny aby zareo roa ambinifôlo lahy avakeo nanomboka nagniraka zareo tsiroaroa, aveo namezany fahefagna akao amin'any fagnaha ratsy zareo. Avakeo nampitandrigny zareo tsy hinday raha amin'ny tany zay avy nimbon-jareo, na môfo, na sakelika, na vola amin'ny fehinkibon-jareo afa tsy tongôzo edy. Fa hagnano kiraro, avakeo ndraiky tsy hagnano ankanjo aroa.
|
Loading…
Reference in New Issue