auto save

This commit is contained in:
MAD106 2019-10-25 04:36:46 -04:00 committed by root
parent abfb787882
commit 7b01ca0c09
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 32 Ary tonga tagny amin'ny toairagna ato hoe Getsemane zareo, dia nivaolagna Jesôsy tamin'ny reo mpianany hoe: "Mantaira aketo izy koa mboala mivavaka Zaho." \v 33 Dia ninday an'i Petera, sindraiky Jakoba, avakeo Jaona niaraka taminazy Izy ary nanomboko nalahalo salakady taigna nijaly.\v 34 Dia nivôlagna Izy tamin-jareo hoe: "Nikorontagna loatra ny Fagnahinahy,karaha afa ho foaty. Mantaira aketo kay mivognôsa."
\v 32 Ary tonga tagny amin'ny toairagna ato hoe Getsemane zareo, dia nivaolagna Jesôsy tamin'ny reo mpianany hoe: "Mantaira aketo raha mboala mivavaka Zaho." \v 33 Dia ninday an'i Petera, sindraiky Jakoba, avakeo Jaona niaraka taminazy Izy ary nanomboko nalahalo salakady taigna nijaly.\v 34 Dia nivôlagna Izy tamin-jareo hoe: "Nikorontagna loatra ny Fagnahinahy,karaha afa ho foaty. Mantaira aketo kay mivognôsa."