diff --git a/15/01.txt b/15/01.txt index c148440b..c7a00633 100644 --- a/15/01.txt +++ b/15/01.txt @@ -1 +1 @@ -\c 15 \v 1 Naraindrain-dahy, dia nivôry ny mpisoronabe niaraka tamin-jareo sojabe ndraiky zareo mpanoratra làlagna ary ny Synedriona jiosy jiaby. Nitadian-jareo Jesôsy ary nindesin-jareo niboaka. Natolotron-jareo teo amin'ny Pilato Izy. \v 2 Nangnontany Azy Pilato hoe: " Anao moa no Mpanjakan'ny jiosy?" Nivaliany hoe: "Zaho tatô be." \v 3 Nivolagna fiampangagna maro manohitry Jesôsy ny lohany mpisorona. \ No newline at end of file +\c 15 \v 1 Naraindrain-dahy, dia nivôry ny mpisoronabe niaraka tamin-jareo sojabe ndraiky zareo mpanoratra làlagna ary ny Synedriona jiosy jiaby. Nitadian-jareo Jesôsy ary nindesin-jareo niboaka. Natolotron-jareo teo amin'ny Pilato Izy. \v 2 Nangnontany Azy Pilato hoe: " Anao moa no Mpanjakan'ny jiosy?" Nivaliany hoe: "Zaho tatô be." \v 3 Nivolagna fiampangagna maro manohitry Jesôsy zaero lohan'ny mpisorona. \ No newline at end of file diff --git a/15/04.txt b/15/04.txt index 0fc2a26e..44dee415 100644 --- a/15/04.txt +++ b/15/04.txt @@ -1 +1 @@ -\v 4 Nagnintany Azy ndraiky Pilato hoe: " Tsy magnamia valin-teny mo Anao? Zahavo ny hamaroan'ny fiampangna entiny zareo manohitry Anao!" \v 5 Fa tsy namaly an'i Pilato eky Jesôsy, dia nahagaga azy zany. \ No newline at end of file +\v 4 Nagnintany Azy ndraiky Pilato hoe: " Tsy magnamia valin-teny moa Anao? Zahavo ny hamaroan'ny fiampangna entiny zareo manohitry Anao!" \v 5 Fa tsy namaly an'i Pilato eky Jesôsy, dia nahagaga azy zany. \ No newline at end of file diff --git a/manifest.json b/manifest.json index 21f71d9c..d8bdc173 100644 --- a/manifest.json +++ b/manifest.json @@ -57,7 +57,7 @@ "01-43", "01-45", "15-title", - "15-04", + "15-01", "15-06", "15-09", "15-12",