auto save

This commit is contained in:
MAD106 2019-10-17 01:58:21 -04:00 committed by root
parent 48d69cb488
commit 78d08a34fa
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 1 Aveo nanomboka nampianatra teo morondranomasigny koa izy, avakeo nisy ologno maro nivory nikodidigny azy. Nitsofotro tao agnatin'ny lakagna teo amin'ny ranomasigny izy, avakeo nantotry tao amin'ny lakagna izy. Ologno jiaby ndraiky nantotry teo sisin-dranomasigny. Nagnampianatra zareo raha maro tamin'ny fagnoharagna izy, avakeo tao amin'ny fampianarany, dia tô raha nikoragniny taminjareo.
\v 1 Aveo nanomboka nampianatra teo morondranomasigny koa izy, avakeo nisy ologno maro nivory nikodidigny azy. Nitsofotro tao agnatin'ny lakagna teo amin'ny ranomasigny izy, avakeo nantotry tao amin'ny lakagna izy. Ologno jiaby ndraiky nantotry teo sisin-dranomasigny. \v 2 Nagnampianatra zareo raha maro tamin'ny fagnoharagna izy, avakeo tao amin'ny fampianarany, dia tô raha nikoragniny taminjareo.