diff --git a/04/13.txt b/04/13.txt index f30d226e..ca039444 100644 --- a/04/13.txt +++ b/04/13.txt @@ -1 +1 @@ -\v 13 \v 14 \v 15 Ninainagna koa izy tamin'izy ireo hoe: "Tsy azonareo moa zany fagnoharagna zany? Akory izany no mbô hahazahoanareo ireo fagnoharagna hafa jiaby? ny ologno mpamboly izay mamafy ny voa dia ny ologno araiky izay mamafy ny teny. Ireto no ilay niraraka tamin'ny lalagna, izay namafazagna ny teny, kôfa regnin-jareo izany, dia tonga dia havy masantôko avakeo hangalatra ny teny izay napariaka tamin-jareo. \ No newline at end of file +\v 13 \v 15 Ninainagna koa izy tamin'izy ireo hoe: "Tsy azonareo moa zany fagnoharagna zany? Akory izany no mbô hahazahoanareo ireo fagnoharagna hafa jiaby? \v 14 ny ologno mpamboly izay mamafy ny voa dia ny ologno araiky izay mamafy ny teny. Ireto no ilay niraraka tamin'ny lalagna, izay namafazagna ny teny, kôfa regnin-jareo izany, dia tonga dia havy masantôko avakeo hangalatra ny teny izay napariaka tamin-jareo. \ No newline at end of file