diff --git a/05/21.txt b/05/21.txt index 920c48d1..df5728d7 100644 --- a/05/21.txt +++ b/05/21.txt @@ -1 +1 @@ -\v 21 Ary koafa nandaiha nitsaka ndraiky Jesôsy, tamin'ny lakagna, dia igny nisy ôlogno maro taigna maro nivôry nagnodidigny Azy, koafa teo amorondranomasigny igny Izy. \v 22 Avakeo avy ny araiky amin-jareo mpitariky synagoga, antsôvigny hoe Jairo, koafa nahita Azy, dia niantoraka tamin'ny hogony. \v 23 Nangavigny lalandava izy, naganano hoe: "Marary mafy afa hofoaty ny zanako vaiavy. Miangavy anao zaho, avia, aveo apitraho aminazy ny tagngnanao mbô hahivagna izy." \v 24 Dia lôsogno niaraka tamin'Azy Izy, ary ôlogno taigna maro no nagnaraka ndraiky nagnety nagnodidigny Azy. \ No newline at end of file +\v 21 Ary koafa nandaiha nitsaka ndraiky Jesôsy, tamin'ny lakagna, dia igny nisy ôlogno maro taigna maro nivôry nagnodidigny Azy, koafa teo amorondranomasigny igny Izy. \v 22 Avakeo avy ny araiky amin-jareo mpitariky synagoga, antsôvigny hoe Jairo, koafa nahita Azy, dia niantoraka tamin'ny hogony. \v 23 Niangavy lalandava izy, naganano hoe: "Marary mafy afa hofoaty ny zanako vaiavy. Miangavy Anao zaho, avia, avakeo apitraho aminazy ny tagngnanao mbô hahivagna izy." \v 24 Dia lôsogno niaraka tamin'Azy Izy, ary ôlogno taigna maro no nagnaraka ndraiky nagnety nagnodidigny Azy. \ No newline at end of file