Fri Oct 18 2019 17:19:48 GMT-0400 (Eastern Daylight Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2019-10-18 17:19:48 -04:00
parent e05e3f3447
commit 759e096fe9
3 changed files with 4 additions and 3 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 22 Nentin-jareo miaramila tagny amin'ny tany antsôvigny hoe Golgota Jesôsy (Zay midika hoe "toeran'ny karandoha"0 \v 23 Namianjareo divaigny nifangaro miora Izy, fao tsy nisotro zny Izy. \v 24 Dia nohomboan-jareo Izy ary nifampizaran-jareo tamin'ny alalan'ny ankitsapaka ny fitafiany mbô hahalalagna zay ampahany raisin'ny miaramila tsiraikiraiky.
\v 22 Nentin-jareo miaramila tagny amin'ny tany antsôvigny hoe Golgota Jesôsy (Zay midika hoe "toeran'ny karandoha"). \v 23 Namianjareo divaigny nifangaro miora Izy, fa tsy nisotro zany Izy. \v 24 Dia nohomboan-jareo Izy ary nifampizaran-jareo tamin'ny alalan'ny ankitsapaka ny fitafiagnany mbô hahalalagna zay ampahany raisin'ny miaramila tsiraikiraiky.

View File

@ -1 +1 @@
\v 25 \v 26 \v 27 \v 28 Tamin'ny laira fahatelo Izy no nohombon-jareo. Ary teo amin'ny takailaka kakazo araiky no nanoran-jareo ny fiampangagna nanohitry Azy hoe: "Mpanjakan'ny Jiosy." Dahalo aroa no niaraka nohombon-jareo taminAzy, ny araiky tamin'ny ankaherinAzy ary ny araiky koa tamin'ny ankavianAzy. [fagnamarihagna: Ireo fandikagna tsara indrindra dia tsy magnisy ny Marika 15:28 hoe: "Dia tantairaka ny soratra masigny magnano hoe: "Natao ho agnisan'ny mpanota Izy." Ampitahafo ny Lioka 22:35]
\v 25 \v 28 Tamin'ny laira fahatelo Izy no nohombon-jareo. \v 26 Ary teo amin'ny takailaka kakazo araiky no nanoran-jareo ny fiampangagna nanohitry Azy hoe: "Mpanjakan'ny Jiosy." \v 27 Dahalo aroa no niaraka nohombon-jareo taminAzy, ny araiky tamin'ny ankaherinAzy ary ny araiky koa tamin'ny ankavianAzy. [fagnamarihagna: Ireo fandikagna tsara indrindra dia tsy magnisy ny Marika 15:28 hoe: "Dia tantairaka ny soratra masigny magnano hoe: "Natao ho agnisan'ny mpanota Izy." Ampitahafo ny Lioka 22:35]

View File

@ -63,6 +63,7 @@
"15-12",
"15-14",
"15-16",
"15-19"
"15-19",
"15-22"
]
}