auto save

This commit is contained in:
MAD104 2019-10-17 04:19:34 -04:00 committed by root
parent d5c911eb03
commit 71ef032838
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 23 Jesôsy nivolagna taminazy: "koà mahay anao? \v 24 Raha jiaby dia hainy ze mino." Ary niaraka tamin-jany ny baban'ny iehy zaza dia nangaiky mafy hoe: " Mino zaho! ampia zaho amin'ny tsy finoagnanaha! " \v 25 Koafa hitan'i Jesôsy regny vahoàka nihazakazaka nagnatogno zare, dia nivolagniny mafy lehy fagnahy maloto nagnanjany: "O fagnahy tsy mahay mivôlagna salakady maregnigny, mandidy ana zaho, mialà aminazy, ary aza mimpôdy aminazy eky."
\v 23 Jesôsy nivolagna taminazy: "koà mahay anao? \v 24 Raha jiaby dia hainy ze mino." Ary niaraka tamin-jany ny baban'ny iehy zaza dia nangaiky mafy hoe: " Mino zaho! ampia zaho amin'ny tsy finoagnanaha! " \v 25 Koafa hitan'i Jesôsy regny vahoàka nihazakazaka nagnatogno azy zare, dia nivolagniny mafy lehy fagnahy maloto nagnanjany: "O fagnahy tsy mahay mivôlagna salakady maregnigny, mandidy ana zaho, mialà aminazy, ary aza mimpôdy aminazy eky."