diff --git a/02/20.txt b/02/20.txt index a24f1277..add1c1d6 100644 --- a/02/20.txt +++ b/02/20.txt @@ -1 +1 @@ -\v 20 \v 21 Hoavy ny andro hangalagna ny mpampiakatra akeo amin-jareo, kay amin-jany andro zany, no hifady hanigny zareo. Tsisy mandaba lamba kôro amin'ny lamba vaovao, koa tsy zany edy hiala aminazy lehy tapa-damba,ny vaovao hiala amin'ny talôha, ary mahay ho ratsy fogna ny fatriahany. \ No newline at end of file +20Hoavy ny andro hangalagna ny mpampiakatra akeo amin-jareo, kay amin-jany andro zany, no hifady hanigny zareo.21Tsisy mandaba lamba kôro amin'ny lamba vaovao, koa tsy zany edy hiala aminazy lehy tapa-damba,ny vaovao hiala amin'ny talôha, ary mahay ho ratsy fogna ny fatriahany. \ No newline at end of file diff --git a/02/23.txt b/02/23.txt index b22a61f4..d9f7e3d1 100644 --- a/02/23.txt +++ b/02/23.txt @@ -1 +1 @@ -Tamin'ny andro Sabata Jesôsy nandaiha tagny amin'ny tanimbary maromaro, avakeo nanomboka nitsimpogno salôhimbary ny mpianatranazy. Nivôlagna reo Fariseho taminazy: "Zahavo, nagnino zareo magnano raha tsy araka ny lalàgnan'ny andro Sabata?" \ No newline at end of file +\v 23 \v 24 Tamin'ny andro Sabata Jesôsy nandaiha tagny amin'ny tanimbary maromaro, avakeo nanomboka nitsimpogno salôhimbary ny mpianatranazy. Nivôlagna reo Fariseho taminazy: "Zahavo, nagnino zareo magnano raha tsy araka ny lalàgnan'ny andro Sabata?" \ No newline at end of file