diff --git a/02/13.txt b/02/13.txt index 185a104e..8af7af0f 100644 --- a/02/13.txt +++ b/02/13.txt @@ -1 +1 @@ -\v 13Aveo niboaka teo magnôlo-dranomasigny koa Izy, aveo nagnantogno azy aby vahoaka jiaby, kay nanariny zareo.\v 14Izy kaofa nandalo Izy, dia nahita an'i Levi zanak'Alfeo nibidôko teo amin'ny toairagna famoriagna haitra kay nivôlagna Izy taminazy hoe : "Magnaraha zaha." Aviteo nitsangagna izy ka nizôho Azy. \ No newline at end of file +\v 13Aveo niboaka teo magnôlo-dranomasigny koa Izy, avakeo nagnantogno azy aby vahoaka jiaby, kay nanàriny zareo.\v 14Izy kaofa nandalo Izy, dia nahita an'i Levi zanak'Alfeo nibidôko teo amin'ny toairagna famoriagna haitra kay nivôlagna Izy taminazy hoe : "Magnaraha zaha." Aviteo nitsangagna izy ka nizôho Azy. \ No newline at end of file