diff --git a/09/04.txt b/09/04.txt index d1edd652..62621302 100644 --- a/09/04.txt +++ b/09/04.txt @@ -1 +1 @@ -\v 4 Avy eo Elia ndraiky Mosesy niboaka tamin-jareo, salakady nikoragna tamin'i Jesôsy zareo. \v 5 Petera namaly kay nivolagna tamin'i Jesôsy hoe: " Mpagnanatra ô, tsara raha mitoby aketo atsika, ambilay hagnamboatra lay telo zahay, araiky nihinao, araiky nihin'ny Mosesy, ary araiky nihin'ny Elia." \v 6 ( Fô tsy hainy raha tôkony volagniny, satria natahotro mafy zare.) \ No newline at end of file +\v 4 Avy eo Elia ndraiky Mosesy niboaka tamin-jareo, salakady nikoragna tamin'i Jesôsy zareo. \v 5 Petera namaly kay nivolagna tamin'i Jesôsy hoe: " Mpagnanatra ô, tsara raha mitoby aketo atsika,k hagnamboatra lay telo zahay, araiky nihinao, araiky nihin'ny Mosesy, ary araiky nihin'ny Elia." \v 6 ( Fô tsy hainy raha tôkony volagniny, satria natahotro mafy zare.) \ No newline at end of file