auto save

This commit is contained in:
MAD106 2019-10-18 01:46:47 -04:00 committed by root
parent b818bc2cd3
commit 6d7c45e681
2 changed files with 2 additions and 2 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 9 \v 10 \v 11 [Fagnamariahag : Ny fandikagna taloha tegna tsara dia mangala ny Marka: 16: 9-20] Vôho marandraigny tamin'ny andro voalohan'ny herigniandro, tafarany izy nitsangagna, dia niboaka tamin'i Maria Magdalena maloha izy, lehy nandroahany masantôko fito, dia nanjary Maria avakeo nivôlagna ny vaovao tamin'ireo niaraka tamin'i Jesôsy, raha mboala nisaona avakeo nitomoagny zareo. Regnin-jareo fa velogno izy avakeo nahita azy izy, kanaifa tsy nankatô zareo.
\v 9 [F\v 10 agnamariahag : Ny fandikagna taloha tegna tsara dia mangala ny Marka: 16: 9-20] Vôho marandraigny tamin'ny andro voalohan'ny herigniandro, tafarany izy nitsangagna, dia niboaka tamin'i Maria Magdalena maloha izy, lehy nandroahany masantôko fito, dia nanjary Maria avakeo nivôlagna ny vaovao tamin'ireo niaraka tamin'i Jesôsy, raha mboala nisaona avakeo nitomoagny zareo. \v 11 Regnin-jareo fa velogno izy avakeo nahita azy izy, kanaifa tsy nankatô zareo.

View File

@ -1 +1 @@
[Fagnamariahagna: Ny fandikagna taloha tegna tsara dia ny mangala ny Marka16: 9-20] Tafara hely dia niboaka tamin'ny araiky ambinofôlo lahy Jesôsy izy koa mboala teo am-pihinanagna zareo, avakeo novôlagna mafy zareo izy nohon'ny tsy finoagna avakeo hamafisan'ny fôn-jareo, satria tsy nankatô ireo izay nahata azy tafaran'ny izy nitsangagna tamin'ny maty zareo. Ary ninainagna izy tamin-jareo hoe: "Mandihiana akagny amin'ny tany jiaby, avakeo ambarao amin'ny ôlogno jiaby ny vaovao maharavoravo. Lehy ôlogno mankatô ndraiky atao batisa no ho vonjegny, avakeo lehy tsy mankatô ndraiky ho sazigny.
\v 14 \v 15 \v 16 [Fagnamariahagna: Ny fandikagna taloha tegna tsara dia ny mangala ny Marka16: 9-20] Tafara hely dia niboaka tamin'ny araiky ambinofôlo lahy Jesôsy izy koa mboala teo am-pihinanagna zareo, avakeo novôlagna mafy zareo izy nohon'ny tsy finoagna avakeo hamafisan'ny fôn-jareo, satria tsy nankatô ireo izay nahata azy tafaran'ny izy nitsangagna tamin'ny maty zareo. Ary ninainagna izy tamin-jareo hoe: "Mandihiana akagny amin'ny tany jiaby, avakeo ambarao amin'ny ôlogno jiaby ny vaovao maharavoravo. Lehy ôlogno mankatô ndraiky atao batisa no ho vonjegny, avakeo lehy tsy mankatô ndraiky ho sazigny.