auto save

This commit is contained in:
MAD104 2019-10-17 04:19:34 -04:00 committed by root
parent f58d17bd1c
commit 6c0e3835aa
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 11 Nagnontany Azy zareo hoe: " Nagnino zareo mpanoratra lalàgna no magnambara fao tsy maintsy hoavy alaoha Elia?"\v 12 Nivôlagna Izy tamin-jareo hoe : "Afa tonga voalohany Elia hagnarigny raha jiaby." Ary nagnino no voasoratra fao ny Zanak'Ologno dia hijaly mafy amin'ny raha maro ary hatao mitôvy amin'ologno tsisy dikany? \v 13 Kanaifa ambarako aminareo fao afa avy Elia, ary natan'ologno taminazy raha jiaby tiany fônazy, araka ze afa voalazan'ny Sôratra Masigny mahakasiky azy."
\v 11 Nagnontany Azy zareo hoe: " Nagnino zareo mpanoratra lalàgna no magnambara fao tsy maintsy hoavy alaoha Elia?"\v 12 Nivôlagna Izy tamin-jareo hoe : "Afa tonga voalohany Elia hagnarigny raha jiaby." Ary nagnino no voasoratra fao ny Zanak'Ologno dia hijaly mafy amin'ny raha maro ary hatao mitôvy amin'ologno tsisy dikany? \v 13 Kanaifa ambarako aminareo fao afa avy Elia, ary natan'ologno taminazy raha jiaby tiany fôny, araka zay afa nivolagnin'ny Sôratra Masigny mahakasiky azy."