auto save
This commit is contained in:
parent
9f01f93dd4
commit
6ad99aa40a
|
@ -1 +1 @@
|
||||||
\v 1 Ary koafa nandaiha tagny Jerosalema zareo, dia narikitry an'i Betifaga ndraiky Betania,agny an-tampon-tanety Oliva, ary Jesôsy nagniraka aroa tamin-jareo mpianany 2 salakady nivolagna tamin-jareo hoe: " Mandihiana amin'ny rô tanagna hely hitantsika rô. Izikoa tafatsôfotro akao areo, dia hahita zana-boriky araiky mbala tsy nitikignan'ologno. Vahao izy dia ndeso atô aminaha. \v 3 Izikoa misy ologno mivolagna aminaremo hoe: "Nagnino areo no magnano zao? " Dia atôvo hoe: " Misy ilavan'ny Tompo azy dia hampodiny malaky atô izy."
|
\v 1 Ary koafa nandaiha tagny Jerosalema zareo, dia narikitry an'i Betifaga ndraiky Betania,agny an-tampon-tanety Oliva, ary Jesôsy nagniraka aroa tamin-jareo mpianany 2 salakady nivaolagna tamin-jareo hoe: " Mandihiana amin'ny rô tanagna hely marikitra atsika rô. Izikoa tafatsôfotro akao areo, dia hahita zana-boriky araiky mbala tsy nitikignan'ologno. Vahao izy dia ndeso atô aminaha. \v 3 Izikoa misy ologno mivolagna aminaremo hoe: "Nagnino areo no magnano zao? " Dia atôvo hoe: " Misy ilavan'ny Tompo azy dia hampodiny malaky atô izy."
|
Loading…
Reference in New Issue