Thu Oct 24 2019 18:27:08 GMT-0400 (Eastern Daylight Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2019-10-24 18:27:09 -04:00
parent 57161147da
commit 67d3b310dc
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 18 Koafa hiakatra tamin'ny lakagna Izy, dia niangavy Taminy lehy lalahy nibidaohan'ny masantôko mbô hiaraka Aminy. \v 19 Kanaifa tsy nagnabela azy Jesôsy, fao nagnano hoe: "Mandihana môdy agny amin'ny tragnonao ndraiky fianakaviagnanao ary tantarao amin-jareo raha natan'ny Tompo taminao, sy ndraiky namindrany fo taminao!" \v 20 Dia lôsogno nôdy izy ary nanomboko nagnambara ny raha gaida zay natan'i Jesôsy tamin'azy tagny Dekapolisy, ary gaga ny jiaby.
\v 18 Koafa hiakatra tamin'ny lakagna Izy, dia niangavy Taminy lehy lalahy nibidaohan'ny masantôko mbô hiaraka Aminy. \v 19 Kanaifa tsy nagnambaila azy Jesôsy, fao nagnano hoe: "Mandihana môdy agny amin'ny tragnonao ndraiky fianakaviagnanao ary tantarao amin-jareo raha natan'ny Tompo taminao, sy ndraiky namindrany fo taminao!" \v 20 Dia lôsogno nôdy izy ary nanomboko nagnambara ny raha gaida zay natan'i Jesôsy tamin'azy tagny Dekapolisy, ary gaga ny jiaby.