auto save

This commit is contained in:
MAD107 2019-10-18 05:01:17 -04:00 committed by root
parent 42c37f9ebf
commit 6730a422d8
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 24Naifa afaran'ny favoazagn'reo andro reo, hahay mahizigny ny masôva, ny davôlagna tsy hagnamia hazavagna, \v 25aveo lakintagna hiraraka avy amboniy lagnitry, avakeo koa angôvo avy agny andagnitry hozonkozôgnigny. \v 26Kay ho hitan-jareo zanak'ôlogno avy amin'ny rôndro amin'ny angôvo gaida sidraiky voninahitra. \v 27 Avakeo hagniraka anjely Izy hamôry miaraka amin'ny ôlogno voafidiny avy ankagny amin'ny vazan-tany efatra, avy ankagny amin'ny farany tany bariky ankagny amin'ny farany lagnitra.
\v 24Naifa afaran'ny favoazagn'reo andro reo, hahay mahizigny ny masôva, ny davôlagna tsy hagnamia hazavagna, \v 25aveo lakintagna hiraraka avy agny amin'ny lagnitry, avakeo koa angôvo avy agny andagnitry hozonkozôgnigny. \v 26Kay ho hitan-jareo ny zanak'ôlogno avy agny amin'ny rôndro amin'ny angôvo giaida sidraiky voninahitra. \v 27 Avakeo hagniraka anjely Izy hamôry miaraka amin'ny ôlogno voafidiny avy ankagny amin'ny vazan-tany efatra, avy ankagny amin'ny farany tany bariky ankagny amin'ny farany lagnitra.