auto save

This commit is contained in:
MAD104 2019-10-17 04:19:34 -04:00 committed by root
parent 042c7e3125
commit 672778b651
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 11 Nagnontany Azy zareo hoe: " Nagnino zareo mpanoratra lalàgna no magnambara fao tsy maintsy hoavy alaoha Elia?"\v 12 Nivôlagna Izy tamin-jareo hoe : "Afa tonga voalohany Elia hagnarigny raha jiaby." Ary nagnino no voasôratra fô ny Zanak'Ologno dia hijaly mafy amin'ny raha maro sady atào mitôvy amin'ologno tsisy dikany? \v 13 Kanaifa ambarako aminare fô afa havy i Elia, sady natan'ologno taminazy raha jiaby tiàny fônazy, araka ze afa voalazan'ny Sôratra Masigny mahakasiky azy."
\v 11 Nagnontany Azy zareo hoe: " Nagnino zareo mpanoratra lalàgna no magnambara fao tsy maintsy hoavy alaoha Elia?"\v 12 Nivôlagna Izy tamin-jareo hoe : "Afa tonga voalohany Elia hagnarigny raha jiaby." Ary nagnino no voasoratra fao ny Zanak'Ologno dia hijaly mafy amin'ny raha maro ary hatao mitôvy amin'ologno tsisy dikany? \v 13 Kanaifa ambarako aminare fô afa havy i Elia, sady natan'ologno taminazy raha jiaby tiàny fônazy, araka ze afa voalazan'ny Sôratra Masigny mahakasiky azy."