diff --git a/11/07.txt b/11/07.txt index c08c6a62..3d76795f 100644 --- a/11/07.txt +++ b/11/07.txt @@ -1 +1 @@ -Ary nindesin-jareo mpianatra aroa lahy teo amin'ny Jesôsy ny zana-boriky dia natany teo agnambon'ny zany ny lamban-jareo kay afaka nitikigny azy Jesôsy. Fôntry ny ologno namailatra ny lambanazy tagny an-dalagna, ary sasany ndraiky namailatra rantsan-kakazo zay nitapatapahagna avy tagny an-tsaha. \ No newline at end of file +Ary nindesin-jareo mpianatra aroa lahy teo amin'ny Jesôsy ny zana-boriky dia natany teo agnambon'ny zany ny lamban-jareo kay afaka nitikigny azy Jesôsy. Fôntry ny ologno namailatra ny lambanazy tagny an-dalagna, ary sasany ndraiky namailatra rantsan-kakazo zay nitapatapahagna avy tagny an-tsaha. Zareo zay nandaihateo alohakanazy ndraiky zareo nagnaraka azy nagnantsognantso hoe: \ No newline at end of file