diff --git a/10/01.txt b/10/01.txt index f2fea0e9..0ab808a7 100644 --- a/10/01.txt +++ b/10/01.txt @@ -1 +1 @@ -\v 1Niala teo amin'ny zany toeragna zany Jesôsy, avy eo nandaiha tagny amin'ny faritr'i Jodia ndraiky tagny amin'ny faritra ambanin'ny reniranon'i Jordana, avyeo nandaiha taminazy ndraiky ny vahaoka. Ary araka ny fatany, dia nampianatra zareo ndraiky Izy. \v 2 Aveo nagnontany Azy zareo fariseo mbô hitsapa Azy kay nagnontany hoe: "Ara-dàlagna amin'ny lalahy moa misaraka amin'ny vadiny?" \v 3 Namaly Izy hoe: "Ino moa raha nandidian'i Mosesy areo?" \v 4 Nivolagna zareo: "Mosesy dia nagnambela lalahy araiky hanoratra taratasy fagnamarinagna fisaraham-panambadiagna aveo." \ No newline at end of file +\v 1Niala teo amin'ny zany toeragna zany Jesôsy, avy eo nandaiha tagny amin'ny faritr'i Jodia ndraiky tagny amin'ny faritra ambanin'ny reniranon'i Jordana, avy eo nandaiha taminazy ndraiky ny vahaoka. Ary araka ny fatany, dia nampianatra zareo ndraiky Izy. \v 2 Aveo nagnontany Azy zareo fariseo mbô hitsapa Azy kay nagnontany hoe: "Ara-dàlagna amin'ny lalahy moa misaraka amin'ny vadiny?" \v 3 Namaly Izy hoe: "Ino moa raha nandidian'i Mosesy areo?" \v 4 Nivolagna zareo hoe: "Mosesy dia nagnambela lalahy araiky hanoratra taratasy fagnamarinagna fisaraham-panambadiagna aveo." \ No newline at end of file