auto save

This commit is contained in:
MAD104 2019-10-19 07:48:41 -04:00 committed by root
parent a267e98bfd
commit 638e68d068
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Ary nivolagna Jesôsy: "Ambarako areo marigny, tsisy ôlogno zay niala ny tragnony,na ny rahalahiny, na ny rahavaviny, na ny nininy, na ny babany, na ny zanany, na ny taniny avy aminaha, sy ny filazantsara, kay tsy nahazo amboniny zato heny amin'izao taonjato avaïzo zao: dia tragno, rahalahy, rahavavy, niny, zanaka,sy tany, miaraka amin'ny fagnenjahagna, ary amin'taonjato ho avy, dia fiainagna bariky ditany.
\v 29 \v 30 \v 31 Ary nivolagna Jesôsy: "Ambarako areo marigny, tsisy ôlogno zay niala ny tragnony,na ny rahalahiny, na ny rahavaviny, na ny nininy, na ny babany, na ny zanany, na ny taniny avy aminaha, sy ny filazantsara, kay tsy nahazo amboniny zato heny amin'izao taonjato avaïzo zao: dia tragno, rahalahy, rahavavy, niny, zanaka,sy tany, miaraka amin'ny fagnenjahagna, ary amin'taonjato ho avy, dia fiainagna bariky ditany. Fao maro ny voalohany no hanjary farany, ary ny farany hanjary ho voalohany."