diff --git a/11/31.txt b/11/31.txt index 6ca3ed00..ebcfedd8 100644 --- a/11/31.txt +++ b/11/31.txt @@ -1 +1 @@ -Nifandiniky miaraka zareo sady nimalo ndraiky nivolagna hoe: "Koa valian-tsika hoe: "Avy agny an-dangitry, dia hivolagna Izy hoe: "Fa nagnino ary moa tsy nankatô azy areo? "Izikoa mamaly atsika hoe: "Avy amin'ny ologno,....." Natahotro ny ologno zareo, satria resy lahatra ny ologno jiaby fao Jaona mpagnazary tatôbe. A \ No newline at end of file +Nifandiniky miaraka zareo sady nimalo ndraiky nivolagna hoe: "Koa valian-tsika hoe: "Avy agny an-dangitry, dia hivolagna Izy hoe: "Fa nagnino ary moa tsy nankatô azy areo? "Izikoa mamaly atsika hoe: "Avy amin'ny ologno,....." Natahotro ny ologno zareo, satria resy lahatra ny ologno jiaby fao Jaona mpagnazary tatôbe. Avy eo namaly an'i Jesôsy zareo kay nagnano hoe: "Tsy hainay." Dia nivolagna Jesôsy tamin-jareo hoe: \ No newline at end of file