auto save
This commit is contained in:
parent
bc8eaaf11b
commit
61fcae103a
|
@ -1 +1 @@
|
|||
Avakeo nivolagna koa izy hoe: "Ny fanjakagnan-jagnahary dia karaha ologno araiky magnapariaka ny ambeny amin'ny fotaka. Mandry izy amin'ny aligny aveo monjogno amin'ny marandraigny, avakeo ny ambeo dia miboaka kay mitsiry, fa tsy hainy hoe manankôry. Ny fôtaka dia mamoa amin'ny haigniny fôgna: voalohany ny rantsany, avakeo ny tahôlany,
|
||||
Avakeo nivolagna koa izy hoe: "Ny fanjakagnan-jagnahary dia karaha ologno araiky magnapariaka ny ambeny amin'ny fotaka. Mandry izy amin'ny aligny aveo monjogno amin'ny marandraigny, avakeo ny ambeo dia miboaka kay mitsiry, fa tsy hainy hoe manankôry. Ny fôtaka dia mamoa amin'ny haigniny fôgna: voalohany ny rantsany, avakeo ny tahôlany, avakeo ny taignany matoa akeo amin'ny tahôlany.
|
Loading…
Reference in New Issue