Mon Oct 21 2019 15:45:01 GMT-0400 (Eastern Daylight Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2019-10-21 15:45:02 -04:00
parent 1c4e8afaf1
commit 61e372d700
3 changed files with 3 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Nisy araiky tamin-jareo mpanoratra lalàgna avy ary naharegny ny koragnan-jareo; hitany fa nivalian'i Jesôsy tsara zareo. Aveo nagnontany izy hoe: "Ino no lalàgna tegna gaida amin'izy jiaby?" Jesôsy namaly hoe: "Ny tegna gaida dia ny hoe: 'Mitandrignaisa, ny Tompo Zagnaharintsika, ry Israely, araiky ny Tompo. Tsy maintsy mankatia ny Tompo Zagnaharinao amin'ny fonao jiaby anao, amin'ny fagnahinao jiaby, amin'ny saigninao jiaby, amin'ny herinao jiaby. Tô no lalàgna, faharoa: 'Tsy maintsy mankatia ny namanao mitôvy ny taignanao anao.' Tsisy lalàgna hafa gaida, mihoatra ankoatran'reo.:
\v 28 Nisy araiky tamin-jareo mpanoratra lalàgna avy ary naharegny ny koragnan-jareo; hitany fa nivalian'i Jesôsy tsara zareo. Aveo nagnontany izy hoe: "Ino no lalàgna tegna gaida amin'izy jiaby?" \v 29 Jesôsy namaly hoe: "Ny tegna gaida dia ny hoe: 'Mitandrignaisa, ny Tompo Zagnaharintsika, ry Israely, araiky ny Tompo. \v 30 Tsy maintsy mankatia ny Tompo Zagnaharinao amin'ny fonao jiaby anao, amin'ny fagnahinao jiaby, amin'ny saigninao jiaby, amin'ny herinao jiaby. \v 31 Tô no lalàgna, faharoa: 'Tsy maintsy mankatia ny namanao mitôvy ny taignanao anao.' Tsisy lalàgna hafa gaida, mihoatra ankoatran'reo."

1
12/32.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Ninainagna lehy mpanoratra lalàgna hoe: "Tsara zany, ry Mpagnanatra!

View File

@ -86,6 +86,7 @@
"12-20",
"12-24",
"12-26",
"12-28",
"15-title",
"15-01",
"15-04",