diff --git a/01/32.txt b/01/32.txt index 6e499f33..4c258eff 100644 --- a/01/32.txt +++ b/01/32.txt @@ -1 +1 @@ -\v 32 Tamin'ny ariva io fogna, tafarany naty masaova, dia nihentinjareo tamin'Azy ny marary juaby na misy masantôko. \v 33 Tafivory niaraka teo amin'ny varavaragna ny tao antanagna jiaby. \v 34 Nampahivagna ôlogno maro leha azon'ny azon'ny aretigny maro isankarazany Izy avy eo nandroaka masantôko maro fa tsy navela hivolagna ireo masatôko satria nahay Azy zare. \ No newline at end of file +\v 32 Tamin'ny ariva io fogna, tafarany maty masaova, dia nihentinjareo tamin'Azy ny marary juaby na misy masantôko. \v 33 Tafivory niaraka teo amin'ny varavaragna ny tao antanagna jiaby. \v 34 Nampahivagna ôlogno maro leha azon'ny azon'ny aretigny maro isankarazany Izy avy eo nandroaka masantôko maro fa tsy navela hivolagna ireo masatôko satria nahay Azy zare. \ No newline at end of file