From 5f24d10bfea489f27970ccbc57ffb7184898ce0b Mon Sep 17 00:00:00 2001 From: MAD106 <> Date: Tue, 22 Oct 2019 09:43:38 -0400 Subject: [PATCH] auto save --- 14/22.txt | 2 +- 1 file changed, 1 insertion(+), 1 deletion(-) diff --git a/14/22.txt b/14/22.txt index fce1811a..2305fe7f 100644 --- a/14/22.txt +++ b/14/22.txt @@ -1 +1 @@ -\v 22 \v 23 \v 24 \v 25 Izy koa mboala teo am-pinanagna zareo, dia nangala ny môfo i Jesôsy, nagnamia misaotra, avakeo nirasainy zany. Namiany zareo zany salakady nagnano hoe: "Alaivo, tô no vatagnanaha." Dia nangala ny kapoaka Izy, nagnamia misaotra, avakeo nagnamia zany zareo, samy nigiaka tamin'ny zany zareo jiaby. Nivôlagna Izy tamin-jareo hoe: "Tô ny lion'ny fagnikiaiham-pihavagnako, lio lehy alatsaka hamiagna ny maro. Ambarako areo marigny, tsy higiaka tô vokatra ny voaloboko tô aky Zaho papiky havy koa ny andro zay higiahako zany akagny amin'ny Fanjakan-Jagnahary." \ No newline at end of file +\v 22 \v 24 Izy koa mboala teo am-pinanagna zareo, dia nangala ny môfo i Jesôsy, nagnamia misaotra, avakeo nirasainy zany. Namiany zareo zany salakady nagnano hoe: "Alaivo, tô no vatagnanaha." \v 23 Dia nangala ny kapoaka Izy, nagnamia misaotra, avakeo nagnamia zany zareo, samy nigiaka tamin'ny zany zareo jiaby. Nivôlagna Izy tamin-jareo hoe: "Tô ny lion'ny fagnikiaiham-pihavagnako, lio lehy alatsaka hamiagna ny maro. \v 25 Ambarako areo marigny, tsy higiaka tô vokatra ny voaloboko tô aky Zaho papiky havy koa ny andro zay higiahako zany akagny amin'ny Fanjakan-Jagnahary." \ No newline at end of file