diff --git a/03/23.txt b/03/23.txt index 5acfa04f..02cf4b27 100644 --- a/03/23.txt +++ b/03/23.txt @@ -1 +1 @@ -\v 23 \v 24 \v 25 Dia nantsôvin’i Jesôsy hagnatogno Azy zareo kay nivôlagna zareo tamin'ny alalan'ny fagnoharagna hoe: "Manankôry moa hahavitan'i Masantôko mandroaka an'i Masantôko? Izy koa misy fanjakagna miady an-tragno, dia ho ravagna zany. Avakeo koa misy tokan-tragno miady an-tragno,dia tsy hatagna zany tokan-tragno zany. \ No newline at end of file +\v 23 Dia nantsôvin’i Jesôsy hagnatogno Azy zareo kay nivôlagna zareo tamin'ny alalan'ny fagnoharagna hoe: "Manankôry moa hahavitan'i Masantôko mandroaka an'i Masantôko? \v 24 Izy koa misy fanjakagna miady an-tragno, dia ho ravagna zany. \v 25 Avakeo koa misy tokan-tragno miady an-tragno,dia tsy hatagna zany tokan-tragno zany. \ No newline at end of file