auto save
This commit is contained in:
parent
7c9a399abc
commit
5de2340b28
|
@ -1 +1 @@
|
|||
Ary koafa nandaiha tagny Jerosalema zareo, dia narikitry an'i Betifaga ndraiky Betania,agny an-tampontanety Oliva, ary Jesôsy nagniraka aroa tamin-jareo mpianatranazy salakady nivolagna tamin-jareo hoe: " Mandihiana amin'ny rô tanagna hely hitantsika rô. Izikoa tafatsôfotro akao areo, dia hahita zana-boriky araiky mbala tsy nitikignan'ologno. Vahao izy dia ndeso atô aminaha. Izikoa misy ologno mivolagna aminareo hoe: "Nagnino areo no magnano zao? " Dia atôvo hoe: " Misy ilaivan'ny
|
||||
\v 1 \v 2 \v 3 Ary koafa nandaiha tagny Jerosalema zareo, dia narikitry an'i Betifaga ndraiky Betania,agny an-tampontanety Oliva, ary Jesôsy nagniraka aroa tamin-jareo mpianatranazy salakady nivolagna tamin-jareo hoe: " Mandihiana amin'ny rô tanagna hely hitantsika rô. Izikoa tafatsôfotro akao areo, dia hahita zana-boriky araiky mbala tsy nitikignan'ologno. Vahao izy dia ndeso atô aminaha. Izikoa misy ologno mivolagna aminaremo hoe: "Nagnino areo no magnano zao? " Dia atôvo hoe: " Misy ilavan'ny Tompo azy dia hampodiny malaky atô izy."
|
Loading…
Reference in New Issue