auto save

This commit is contained in:
MAD107 2019-10-21 01:59:33 -04:00 committed by root
parent 44fcbbf724
commit 5c51400972
2 changed files with 2 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Nivôlagna Izy: "Lehy miboaka avy akao amin'ôlogno no mandoto azy."Fa avy akao agnatin'ôlogno, avy am-pony, no iboahan'ny saingy ratsy, ny fahavetavetagna, ny halatra, ny fomonoagn'ôlogno, ny fijangajangagna, ny fagniriagna, ny haratsiam-pagnahy, ny vandy, ny fijejojejoagna, ny fialôgnagna, ny fagnambaragna vandy, ny avognavogno, ny halifahagna. Zany raha ratsy jiaby zany no miboaka avy akao agnatin'ôlogno, avakeo reo n
Nivôlagna Izy: "Lehy miboaka avy akao amin'ôlogno no mandoto azy."Fa avy akao agnatin'ôlogno, avy am-pony, no iboahan'ny saingy ratsy, ny fahavetavetagna, ny halatra, ny fomonoagn'ôlogno, ny fijangajangagna, ny fagniriagna, ny haratsiam-pagnahy, ny vandy, ny fijejojejoagna, ny fialôgnagna, ny fagnambaragna vandy, ny avognavogno, ny halifahagna. Zany raha ratsy jiaby zany no miboaka avy akao agnatin'ôlogno, avakeo reo no mandoto azy."

1
07/24.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Niala teo Izy kay lôsogno nandaiha