diff --git a/11/01.txt b/11/01.txt index 028b4e85..e6dd05ab 100644 --- a/11/01.txt +++ b/11/01.txt @@ -1 +1 @@ -\v 1 Ary koafa nandaiha tagny Jerosalema zareo, dia narikitry an'i Betifaga ndraiky Betania,agny an-tampon-tanety Oliva, ary Jesôsy nagniraka aroa tamin-jareo mpianany 2 salakady nivaolagna tamin-jareo hoe: " Mandihiana amin'ny rô tanagna hely marikitra atsika rô. Izy koa tafatsôfotro akao areo, dia hahita zana-boriky araiky mbala tsy nitikignan'ologno. Vahao izy dia ndeso atô aminaha. \v 3 Izikoa misy ologno mivolagna aminaremo hoe: "Nagnino areo no magnano zao? " Dia atôvo hoe: " Misy ilavan'ny Tompo azy dia hampodiny malaky atô izy." \ No newline at end of file +\v 1 Ary koafa nandaiha tagny Jerosalema zareo, dia narikitry an'i Betifaga ndraiky Betania,agny an-tampon-tanety Oliva, ary Jesôsy nagniraka aroa tamin-jareo mpianany 2 salakady nivaolagna tamin-jareo hoe: " Mandihiana amin'ny rô tanagna hely marikitra atsika rô. Izy koa tafatsôfotro akao areo, dia hahita zana-boriky araiky mbala tsy nitikignan'ologno. Vahao izy dia ndeso atô aminaha. 3 Izikoa misy ologno mivaolagna aminaremo hoe: "Nagnino areo no magnano zao? " Dia atôvo hoe: " Misy ilan'ny Tompo azy dia hampodiny malaky atô izy." \ No newline at end of file