auto save
This commit is contained in:
parent
f3ee2615ef
commit
5b7b535e85
|
@ -1 +1 @@
|
||||||
\v 10 Koafa nanaokagna Jesôsy, dia nagnontany azy mikasiky io ohatra io reo zay nariny Azy avakeo reo mpianany aroa ambinifôlo.\v 11 Nivaolagna Izy tamin-jareo hoe: " Areo no ôlogno namiako raha mivôny amin'ny fanjakan-jagnahary. Fa ôlogno akagny velany agny dia ohatra aby, \v 12 mbô amin'ny fotoagna hizahavan-jareo, ia hizaha zareo, kanefa tsy hahita, avakeo mbô amin'ny fotoagna hitandrignesan-jareo, ia hitandregny zareo, kanefa tsy hahay zany, na koa hihôdigny zareo kay hamindra fô amin-jareo zagnahary."
|
\v 10 Koafa nanaokagna Jesôsy, dia nagnontany azy mikasiky io ohatra io reo zay nariny Azy avakeo reo mpianany aroa ambinifôlo.\v 11 Nivaolagna Izy tamin-jareo hoe: " Areo no namiako raha mivôny amin'ny fanjakan-Jagnahary. Fao ho an akagny velany agny dia ohatra aby, \v 12 mbô amin'ny fotoagna hizahavan-jareo, ia hizaha zareo, kanefa tsy hahita, avakeo mbô amin'ny fotoagna hitandrignesan-jareo, ia hitandregny zareo, kanefa tsy hahay zany, na koa hihôdigny zareo kay hamindra fô amin-jareo zagnahary."
|
Loading…
Reference in New Issue