auto save

This commit is contained in:
MAD107 2019-10-18 05:01:17 -04:00 committed by root
parent 16ece699e5
commit 5aed22b699
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 24Naifa afaran'ny favoazagn'reo andro reo, hahay mahizigny ny masôva, ny davôlagna tsy hagnamia hazavagna, \v 25aveo lakintagna hiraraka avy agny amin'ny lagnitry, avakeo koa angôvo avy agny andagnitry hozonkozôgnigny. \v 26Kay ho hitan-jareo ny zanak'ôlogno avy agny amin'ny rôndro amin'ny angôvo giaida sidraiky voninahitry. \v 27Avakeo hagniraka ny anjely Izy kay hamôry miaraka amin'reo ôlogno voafidiny avy ankagny amin'ny vazan-tany efatra, avy ankagny amin'ny farany tany bariky ankagny amin'ny farany lagnitra.
\v 24Naifa afaran'ny favoazagn'reo andro reo, hahay mahizigny ny masôva, ny davôlagna tsy hagnamia hazavagna, \v 25aveo lakintagna hiraraka avy agny amin'ny lagnitry, avakeo koa angôvo avy agny andagnitry hozonkozôgnigny. \v 26Kay ho hitan-jareo ny zanak'ôlogno avy agny amin'ny rôndro amin'ny angôvo giaida sidraiky voninahitry. \v 27Avakeo hagniraka ny anjely Izy kay hamôry miaraka amin'reo ôlogno voafidiny avy ankagny amin'ny vazan-tany efatra, avy ankagny amin'ny faran'ny tany kay bariky ankagny amin'ny farany lagnitra.