Fri Oct 25 2019 11:22:32 GMT-0400 (Eastern Daylight Time)
This commit is contained in:
parent
41e49e88fa
commit
5a0800da95
|
@ -1 +1 @@
|
||||||
\v 28 Nisy araiky tamin-jareo mpanaoratra lalàgna havy ary naharegny koragnan-jareo; hitany fa nivalian'i Jesôsy tsara zareo. Aveo nagnontany izy hoe: "Ino no lalàgna tegna gaida amin'izy jiaby?" \v 29 Jesôsy namaly hoe: "Ny tegna gaida dia ny hoe: 'Mitandrignaisa, ny Tômpo Zagnaharintsika, ry Israely, araiky ny Tômpo. \v 30 Tsy maintsy mankatia ny Tômpo Zagnaharinao amin'ny fonao jiaby anao, amin'ny fagnahinao jiaby, amin'ny saigninao jiaby, amin'ny herinao jiaby. \v 31 Tô no lalàgna, faharoa: 'Tsy maintsy mankatia ny namanao mitôvy ny taignanao anao.' Tsisy lalàgna hafa gaida, mihoatra ankoatran'reo."
|
\v 28 Nisy araiky tamin-jareo mpanaoratra lalàgna havy ary naharegny koragnan-jareo; hitany fa nivalian'i Jesôsy tsara zareo. Aveo nagnontany izy hoe: "Ino no didy taigna gaida amin'izy jiaby?" \v 29 Jesôsy namaly hoe: "Ny tegna gaida dia ny hoe: 'Mitandrignaisa, ny Tômpo Zagnaharintsika, ry Israely, araiky ny Tômpo. \v 30 Tsy maintsy mankatia ny Tômpo Zagnaharinao amin'ny fonao jiaby anao, amin'ny fagnahinao jiaby, amin'ny saigninao jiaby, avakeo amin'ny angôvonao jiaby. \v 31 Tô no didy faharoa: 'Tsy maintsy mankatia ny namanao mitôvy ny taignanao anao.' Tsisy lalàgna hafa gaida, mihoatra ankoatran'reo."
|
Loading…
Reference in New Issue