diff --git a/07/31.txt b/07/31.txt new file mode 100644 index 00000000..4584c7c9 --- /dev/null +++ b/07/31.txt @@ -0,0 +1 @@ +\v 31 \v 32 zfbd dg ffufkugiuj fuyflu. \ No newline at end of file diff --git a/08/01.txt b/08/01.txt new file mode 100644 index 00000000..068fb42c --- /dev/null +++ b/08/01.txt @@ -0,0 +1 @@ +\v 1 \v 2 \v 3 \v 4 bcghwhtffa hadt \ No newline at end of file diff --git a/08/38.txt b/08/38.txt new file mode 100644 index 00000000..0a711e5b --- /dev/null +++ b/08/38.txt @@ -0,0 +1 @@ +\v 38 t \ No newline at end of file diff --git a/08/title.txt b/08/title.txt new file mode 100644 index 00000000..365efffb --- /dev/null +++ b/08/title.txt @@ -0,0 +1 @@ +chap 9 \ No newline at end of file diff --git a/09/01.txt b/09/01.txt new file mode 100644 index 00000000..3d0b5b46 --- /dev/null +++ b/09/01.txt @@ -0,0 +1 @@ +\v 1 Nivaolagna Izy tamin-jareo hoe: "Ambarako aminareo marigny tatôbe, fao misy aminareo zay mitsangagna aketo no tsy hagnandragna zany fahafataisagna zany alôhan'ny hahitan-jareo ny fanjakan-Jagnahary zay ho avy amin'ny hery lehibe." \v 2 Ary enigny andro tatô afara, dia nindesin'i jesôsy niaraka taminazy Petera ndraiky Jakoba ary Jaona tagny an-tampontanety hambo, ary zareo fogna tagny. Avy eo niaova saora teo agnilan-jareo Izy. \v 3 Ny lambanazy niaova nangilangilatra salakady mavaza, ary taigna fôtsy, fôtsy mihoatran'ny raha nankafotsigny teto ambonin'ny tany. \ No newline at end of file diff --git a/09/04.txt b/09/04.txt new file mode 100644 index 00000000..96051178 --- /dev/null +++ b/09/04.txt @@ -0,0 +1 @@ +\v 4 Avy eo Elia ndraiky Mosesy niboaka tamin-jareo, salakady nikoragna tamin'i Jesôsy zareo. \v 5 Petera namaly kay nivolagna tamin'i Jesôsy hoe: " Mpagnanatra ô, tsara raha mitoby aketo atsika,kay andeha hagnano lay telo, ny araiky nihinao,ny araiky nihin'ny Mosesy, ary ny araiky nihin'ny Elia." \v 6 ( Fao tsy hainy raha tokony ho volagniny, satria natahotro mafy zare.) \ No newline at end of file diff --git a/09/07.txt b/09/07.txt new file mode 100644 index 00000000..262da6e4 --- /dev/null +++ b/09/07.txt @@ -0,0 +1 @@ +\v 7 Nisy zavogno avy kay nandrakotro zareo. Ary nisy volagna niboaka avy tamin-javogno hoe : " Tô zanako tiako, mitandrignaisa Azy."\v 8 Tampoko teo, raha nizaha magnodidigny zareo, dia tsy nahita na zôvy na zôvy eky, koafa tsy Jesôsy zeraiky edy. \ No newline at end of file diff --git a/09/09.txt b/09/09.txt new file mode 100644 index 00000000..904513b5 --- /dev/null +++ b/09/09.txt @@ -0,0 +1,2 @@ +\v 9 Koafa nandrôrogno avy tan-tampon-tanety zareo, dia nirarany mafy mbo tsy hivolambolagna na amin-jôvy na amin-jôvy ny raha hitan-jareo, koa tsy raha mitsangagna amin'ny maty edy ny Zanak'Ologno. \v 10Ary dia nitanan-jareo + hoan-jareo fogna zany volagna zany, kanaifa nifampagnotany zareo ny amin'ny tôkony ho dikany zany " fitsanganagna amin'ny maty" zany. \ No newline at end of file diff --git a/09/11.txt b/09/11.txt new file mode 100644 index 00000000..25126935 --- /dev/null +++ b/09/11.txt @@ -0,0 +1 @@ +\v 11 Nagnontany Azy zareo hoe: " Nagnino zareo mpanoratra lalàgna no magnambara fao tsy maintsy hoavy alaoha Elia?"\v 12 Nivôlagna Izy tamin-jareo hoe : "Afa tonga voalohany Elia hagnarigny raha jiaby." Ary nagnino no voasoratra fao ny Zanak'Ologno dia hijaly mafy amin'ny raha maro ary hatao mitôvy amin'ologno tsisy dikany? \v 13 Kanaifa ambarako aminareo fao afa avy Elia, ary natan'ologno taminazy raha jiaby tiany fôny, araka zay afa nivolagnin'ny Soratra Masigny mahakasiky azy." \ No newline at end of file diff --git a/09/14.txt b/09/14.txt new file mode 100644 index 00000000..36e9d11e --- /dev/null +++ b/09/14.txt @@ -0,0 +1 @@ +\v 14 Koafa nimpôdy tamin'ny mpianatra zareo, dia nahita ologno maro magnodidigny zareo ary zareo mpanoratra lalàgna niady hevitry taminazy.\v 15 Koafa nahita Jesôsy zareo, dia gaga vahoaka jiaby ary raha igny nihazakazaka nagnatogno Azy igny zareo dia nagnamia finaritry Azy. \v 16 Nagnontany reo mpianany Izy hoe: "Mahakasiky ino raha hiadiavanareo hevitry amin-jareo." \ No newline at end of file diff --git a/09/17.txt b/09/17.txt new file mode 100644 index 00000000..a20821aa --- /dev/null +++ b/09/17.txt @@ -0,0 +1 @@ +\v 17 Ary nisy araiky taminjareo vahoaka namaly Azy hoe: "Mpagnanatra ô, nindesiky aketo aminao ny zanako lalahy. Misy fagnahy maloto tsy mampivolagna azy izy. \v 18 Manambotro azy io kay mandavondavo azy aveo mifaotafaota izy, mihidy nify, ary nanjary mihainjagna izy. Nangavigny tamin'iregny mpianatrao zaho mbo hagnaboaka zany hiala amin'azy, kanaifa tsy vitan-jareo zany.\v 19 "Ary namaly zareo Izy hoe: "Oa taranaka tsy mino, manomboka afiriagna no hibidaohako eto aminareo?" manbomoka afiriagna no handifairako aminareo? Ndeso atô aminaha izy." \ No newline at end of file diff --git a/09/20.txt b/09/20.txt new file mode 100644 index 00000000..e02f8243 --- /dev/null +++ b/09/20.txt @@ -0,0 +1 @@ +\v 20 Ary nindesigny teo aminy lehy zazalalahy, ary koafa nahita Jesôsy lehy fagnahy ratsy, dia nampifanintontsitogno azy zany. Lavo tamin'ny tany lehy zazalalahy aveo feno raninivy ny vavany. \v 21 Jesôsy nagnontany babany hoe: "tafiriagna nampagnantô azy?" Dia nivôlagna babany: "Nanomboko izy mbala hely. \v 22 " Ndraikindraiky io fagnahy ratsy io nandavo azy tagny agnaty môtro na tagny agnaty rano ary nagnandragna ny hagnapotiky azy. Koà mahay magnano raha jiaby anao, dia miantrà zahay aveo ampià zahay." \ No newline at end of file diff --git a/09/23.txt b/09/23.txt new file mode 100644 index 00000000..fcdac0e1 --- /dev/null +++ b/09/23.txt @@ -0,0 +1 @@ +\v 23 Jesôsy nivolagna taminazy hoe: "koà mahay anao? \v 24 Raha jiaby dia hainy ze mino." Ary niaraka tamin-jany ny baban'ny iehy zaza dia nangaiky mafy hoe: " Mino zaho! Ampia zaho amin'ny tsy finoagnanaha! " \v 25 Koafa hitan'i Jesôsy regny vahoàka nihazakazaka nagnatogno azy zareo, dia nivolagniny mafy lehy fagnahy ratsy nagnano hoe: "Oa fagnahy möa salakady maregnigny, mandidy anao Zaho, miboaha aminazy, ary aza mimpôdy miditra aminazy eky." \ No newline at end of file diff --git a/09/26.txt b/09/26.txt new file mode 100644 index 00000000..d10e48d7 --- /dev/null +++ b/09/26.txt @@ -0,0 +1 @@ +\v 26 Nangaikingaiky mafy izany kay nampifanintogno lehy zazalalahy avekeo niboaka. Mitôvy ôlogno maty lehy zazalalahy, kay maro ny nivolagna hoe: "Maty zy. \v 27 " Fao jesôsy nalaka azy tamin'ny tagnagna kay nagnako azy, dia nitsangana lehy zazalalahy. \ No newline at end of file diff --git a/09/28.txt b/09/28.txt new file mode 100644 index 00000000..9784646a --- /dev/null +++ b/09/28.txt @@ -0,0 +1 @@ +\v 28 Koafa niditry tantragno Jesôsy, dia nagnontany Azy manôkagna ny mpianany hoe: "Nagnino zahay no tsy nahavoaroaka lehy fagnahy ratsy? \v 29 " Nivôlagna Izy taminjareo hoe: "Raha tôrotro regny dia tsy afaka roasigny koa tsy amin'ny alalan'ny vavaka." \ No newline at end of file diff --git a/09/30.txt b/09/30.txt new file mode 100644 index 00000000..4f6e901a --- /dev/null +++ b/09/30.txt @@ -0,0 +1 @@ +\v 30 Niala teo zareo ary nandalo tagny Galilia. Tsy tiàny ho hain-jôvy na zôvy hoe taiza zareo,\v 31 fa nampianatra reo mpianany Izy. Nivôlagna Izy tamin-jare hoe : " Ny Zanak'Ologno dia hatôlotro agny antagnagnan'ologno, kay hivonon-jareo Izy. Ary koafa voavono Izy, dia hitsangagna amin'ny maty ndraiky afaka telo andro. \v 32 "Fa tsy takatra zareo io fagnambaragna io, ary natahotro zare hagnontany Azy. \ No newline at end of file diff --git a/09/33.txt b/09/33.txt new file mode 100644 index 00000000..d426b224 --- /dev/null +++ b/09/33.txt @@ -0,0 +1 @@ +\v 33 Avakeo tonga tagny Kaperinaomy zareo. Koafa avy niditry tantragno Izy dia nagnontany azy zareo hoe: "Ino raha nifampikoragnanareo tagny andàlagna?"\v 34 Fao nangigny zareo. Satria afa niady hevitry tagny an-dalagna zareo ny amin'ny ze tegna gaida.\v 35 Nipaitraka dia nagnantso regny aroa ambinifolo lahy niaraka Izy ary nivôlagna tami-jareo hoe: "koa misy tehi- voaloahany, dia tsy maintsy farany amin'ny jiaby izy, ary ho andevony jiaby." \ No newline at end of file diff --git a/09/36.txt b/09/36.txt new file mode 100644 index 00000000..2e84ad48 --- /dev/null +++ b/09/36.txt @@ -0,0 +1 @@ +\v 36 Nangala zazahely araiky Izy aveo natany tagnivon-jareo.Nivotrovotrony tamin'ny trarany izy ary nivôlagna tamin-jareo hoe:\v 37 "Na zôvy na zôvy mangala ny zaza tôrotro tô amin'ny agnarako, dia mangala Zaho koa,ary koa misy mangala Zaho,dia tsy mangala Zaho zeraiky izy, fa Lehy nagniraka Zaho koa. \ No newline at end of file diff --git a/09/38.txt b/09/38.txt new file mode 100644 index 00000000..57d73a76 --- /dev/null +++ b/09/38.txt @@ -0,0 +1 @@ +\v 38 Nivôlagna Jaona taminazy hoe: "Mpagnanatra ô, nahita ôlogno nagnaboaka masantôko tamin'ny agnaragnao zahay aveo nisakananay izy, satria tsy magnaraka atsika." \v 39 Fao Jesôsy nivolagna hoe: "Aza manakagna azy, fa tsisy ôlogno hagnano asa gaida amin'ny agnarako kanaifa tsy aila afaran'izay aby dia hivôlagna raha ratsy mahakasiky Zaho. \ No newline at end of file diff --git a/09/40.txt b/09/40.txt new file mode 100644 index 00000000..7e88dacf --- /dev/null +++ b/09/40.txt @@ -0,0 +1 @@ +\v 40 Na zôvy na zôvy tsy manohitry atsika dia miaraka amintsika. \v 41 Na zôvy na zôvy magnamia anao rano airan'ny kôpy higiahigny satria nihin'i Kristy anao, dia volagniky aminao marigny koa , fa tsy hovery ny valim-pitiavany. \ No newline at end of file diff --git a/09/42.txt b/09/42.txt new file mode 100644 index 00000000..7147dbda --- /dev/null +++ b/09/42.txt @@ -0,0 +1 @@ +\v 42 Na zôvy na zôvy no manafintohigny ny araiky amin-jareo hely mino Zaho reo, dia tsara aminazy ny agnantôgnagna vato gaida fikisôham-bary mifehy eo amin'ny ambozony ary hatsipy agny amin'ny ranomasigny. \v 43 Koa tagnagnanao no mahatonga anao ho tafintohigny, tapaho zany.Fa tsara aminao no miditry kilemaigny agny amin'ny fiainagna, tsitôko zay managna tagnagna aroa ary handaiha agny amin'ny afobe, agny amin'ny môtro tsy manjary vonogny. \v 44 [Fagnamarignagna: ny fandikagna tegna tsara dia tsy maintsy ny fehefanteny agny amin'ny andininy faha 44 ndraiky faha 46: "Zay tsy maty lehite ny kankan-jareo ary ny môtro tsy hifoaty barikidintany."] \ No newline at end of file diff --git a/09/45.txt b/09/45.txt new file mode 100644 index 00000000..1075fa1a --- /dev/null +++ b/09/45.txt @@ -0,0 +1 @@ +\v 45 Koa hongotroa no manafintohigny anao, tapaho zany. Tsaratsara aminao ny miditry misy antsa agny amin'ny fiainagna tsitôko managna hongotro aroa ary hariagna agny amin'ny ofobe. \v 46 [Zahao ny fagnamarignagna agny amin'ny andininy faha 44] \ No newline at end of file diff --git a/09/47.txt b/09/47.txt new file mode 100644 index 00000000..42d0d17d --- /dev/null +++ b/09/47.txt @@ -0,0 +1 @@ +\v 47 Koa masona no mahafintohigny anao, alao agny zany. Tsara aminao no miditry ny fanjakagnan-Jagnahary miaraka amin'ny maso araiky tsitôko maso aroa ary hariagna agny amin'ny afobe, \v 48 agny amin'ny toairagna zay tsy mahafaty ny kankan-jareo, ary ny môtro tsy manjary vonogny. \ No newline at end of file diff --git a/09/49.txt b/09/49.txt new file mode 100644 index 00000000..36ed2bb4 --- /dev/null +++ b/09/49.txt @@ -0,0 +1 @@ +\v 49 Fao ôlogno jiaby dia samby ho voasira amin'ny môtro, \v 50 Tsara ny sira, fao raha ny sira manjary matsatso, manakôry no ahafanao mampasira azy ndraiky? Asiavo sira ao aminareo, aveo mihavagna amin'ny tseraikiraiky aby." \ No newline at end of file diff --git a/09/title.txt b/09/title.txt new file mode 100644 index 00000000..54ec2c4b --- /dev/null +++ b/09/title.txt @@ -0,0 +1 @@ +Toko faha 9 \ No newline at end of file diff --git a/10/01.txt b/10/01.txt new file mode 100644 index 00000000..0ffab79e --- /dev/null +++ b/10/01.txt @@ -0,0 +1 @@ +\v 1Niala teo amin'ny zany toeragna zany Jesôsy, avy eo nandaiha tagny amin'ny faritr'i Jodia ndraiky tagny amin'ny faritra ambanin'ny reniranon'i Jordana, avy eo nandaiha taminazy ndraiky ny vahaoka. Ary araka ny fatany, dia nampianatra zareo ndraiky Izy. \v 2 Aveo nagnontany Azy zareo fariseo mbô hitsapa Azy kay nagnontany hoe: "Ara-dàlagna amin'ny lalahy moa misaraka amin'ny vadiny?" \v 3 Namaly Izy hoe: "Ino moa raha nandidian'i Mosesy areo?" \v 4 Nivolagna zareo hoe: "Mosesy dia nagnambela lalahy araiky hanoratra taratasy fagnamarinagna fisaraham-panambadiagna ary nandaifa azy aveo." \ No newline at end of file diff --git a/10/05.txt b/10/05.txt new file mode 100644 index 00000000..c08ddaeb --- /dev/null +++ b/10/05.txt @@ -0,0 +1 @@ +\v 5 Nivolagna Jesôsy tamin-jareo hoe: "Nohony hamafisany fônareo no nanoratany aminareo zany làlagna zany." \v 6 Fao tagny ampiandohagnan'ny famoraonagna, 'Zagnahary nagnano zareo lalahy ndraiky vaiavy.' \ No newline at end of file diff --git a/10/07.txt b/10/07.txt new file mode 100644 index 00000000..ea59759b --- /dev/null +++ b/10/07.txt @@ -0,0 +1 @@ +\v 7 Amin-jany antony zany dia hiala ny Babany ndraiky Nininy ny lalahy kay hikambagna amin'ny vadiny, \v 8 aveo hanjary nôfotro araiky zareo roa. " Kay tsy ho araiky eky zareo fao ho nôfotro araiky faogna. \v 9 Kay zay nakamban-Jagnahary, dia tsy tôkony ho sarahin'ôlombelogno." \ No newline at end of file diff --git a/10/10.txt b/10/10.txt new file mode 100644 index 00000000..5edb61d2 --- /dev/null +++ b/10/10.txt @@ -0,0 +1 @@ +\v 10 Raha afa tantragno zareo, dia mbola nagnampôdy nagnontany mahakasika zany ndraiky reo mpianatra. \v 11 Nivolagna Izy tamin-jareo hoe: "Na zôvy na zôvy lalahy misaraka amin'ny vadiny kay mampakatra vaiavy hafa dia mijanganjanga. \v 12 Raha misaraka amin'ny vadiny ny vaiavy kay manambady lalahy hafa, dia mijanganjanga izy." \ No newline at end of file diff --git a/10/13.txt b/10/13.txt new file mode 100644 index 00000000..f8581a10 --- /dev/null +++ b/10/13.txt @@ -0,0 +1 @@ +\v 13 Aveo zareo dia nitondra ny zanaka zareo tamin'Azy mbô hampitrahagna tagnagna, fao nasiahan'ny mpianatra zareo. \v 14 Fa raha hain'i Jesôsy zany, dia vingitry mafy Izy kay nivolagna tamin-jareo hoe: "Ambilao ny zaza hagnatogno zaho, aveo aza sakanagna zareo, fao ny fanajakan-Jagnahary dia amin-jareo mitôvy zareo. \ No newline at end of file diff --git a/10/15.txt b/10/15.txt new file mode 100644 index 00000000..0fc03a46 --- /dev/null +++ b/10/15.txt @@ -0,0 +1 @@ +\v 15 Volagniko aminareo marigny koa: na zôvy na zôvy tsy mandray ny fanjakan-Jagnahary mitôvy ny gamadiniky dia tsy hitsôfotro amin' zany velively. \v 16 Aveo dia nivotrovotrony reo zaza reo kay notsofony rano salakady namitrahany tagnagna. \ No newline at end of file diff --git a/10/17.txt b/10/17.txt new file mode 100644 index 00000000..1a8e44f4 --- /dev/null +++ b/10/17.txt @@ -0,0 +1 @@ +\v 17 Aveo raha nanomboka nandaiha Izy, dia nisy lalahy nihazakazaka kay nandongoalitry talohany, ary nagnontany hoe: "Oa Mpagnanatra tsara, ino raha tôkony atako mbô handovàko ny fianagna bariky ditany?" \v 18 Jesôsy nivolagna hoe: "Nagnino moa antsôvinao hoe tsara Zaho? tsisy raha tsara, kô tsy Zagnahary araiky fôgna. \v 19 Hainao ny didy hoe: 'Aza mamono ôlogno, aza mijanganjanga, aza mangalatra, Aza mijoro ho vavolombelogno tsy marigny, aza mavady, hajay ny Babanao ndraiky Nininao." \ No newline at end of file diff --git a/10/20.txt b/10/20.txt new file mode 100644 index 00000000..601a016e --- /dev/null +++ b/10/20.txt @@ -0,0 +1 @@ +\v 20 Nivolagna lehy lalahy hoe: "Mpagnanatra ô, afa narahiko nanomboka tamin'ny fahatanorako jiaby zareo jiaby reo." \v 21 Nizaha azy jesôsy dia tia azy. Ary nivolagna Izy taminy hoe: "Misy raha tsy feno araiky aminao. Tsy maintsy avidinao zay raha jiaby anagnanao, aveo amiazo ny mijaly zany, dia hanagna hariagna agny andangitry anao. Aveo, mizohià zaho." \v 22 Fa nohony zany fagnambaragna zany dia nalahelo izy kay nandaiha nangahiahy, satria nanankariagna maro izy. \ No newline at end of file diff --git a/10/23.txt b/10/23.txt new file mode 100644 index 00000000..462992d9 --- /dev/null +++ b/10/23.txt @@ -0,0 +1 @@ +\v 23 Nizaha ny magnodidigny Azy Jesôsy aveo nivolagna tamin-jareo mpianany hoe: "Taigna sarotro ho amin'areo manankariagna ny mitsôfotro amin'ny fajakan-Jagnahary!" \v 24 Dia gaga tamin'ny teniny reo mpianatra. Nivolagna ndraiky Jesôsy tamin-jareo hoe: "Zanako, sarotro ny fitsofaoragna ao amin'ny fajakan-Jagnahary!" \v 25 Moramora amin-dramaiva ny miditry amin'ny vodim-panjaitry tsy tôko hidiran'ny mpanankariagna ao amin'ny fanjakan-Jagnahary." \ No newline at end of file diff --git a/10/26.txt b/10/26.txt new file mode 100644 index 00000000..fd58752b --- /dev/null +++ b/10/26.txt @@ -0,0 +1 @@ +ok\v 26 Dia mbola gaga ndraiky ny mpianatra aveo dia nifagnontany zareo hoe: "Zôvy zany no mety havaotagna?"\v 27 Nizaha zareo Jesôsy kay nivaolagna Izy hoe: "Tsy haifan'ôlogno zany, fao vitan-jagnahary. Satria ny raha jiaby dia hain-jagnahary tsabógny." \v 28 Dia nanomboka nivaolagna taminy i Petera hoe: "Zahavo, zahay jiaby dia nahafoy ny raha jiaby aveo nagnaraka Anao." \ No newline at end of file diff --git a/10/29.txt b/10/29.txt new file mode 100644 index 00000000..4747ef8f --- /dev/null +++ b/10/29.txt @@ -0,0 +1 @@ +29 Ary nivaolagna Jesôsy: "Ambarako marigny aminareo, tsisy ôlogno zay niala ny tragnony,na ny rahalahiny, na ny rahavaviny, na ny nininy, na ny babany, na ny zanany, na ny taniny avy aminaha, sindraiky vaovao maharavo, 30 kay tsy nahazo amboniny zato heny amin'izao taonjato avaizo zao: dia tragno, rahalahy, rahavavy, niny, zanaka,sy tany, miaraka amin'ny fagnenjahagna, ary amin'taonjato ho avy, dia fiainagna bariki ditany. 31 Fao maro ny voalohany no hanjary farany, ary ny farany hanjary ho voalohany." \ No newline at end of file diff --git a/10/32.txt b/10/32.txt new file mode 100644 index 00000000..3a46c4db --- /dev/null +++ b/10/32.txt @@ -0,0 +1 @@ +\v 32 Tagny an-dalagna zareo, hakatra akagny Jerosaleme, ary Jesôsy nandaiha talohaka zareo. Gaga zareo mpianatra, ary zareo zay nagnaraka Azy tafara dia natahotro. Nantsovin'ny Jesôsy handaiha Aminy ndraiky zareo aroa ambinifolo aveo dia nanomboko nagnambara raha hihiatra Aminazy tsy ho aila Izy.33 "Zahavo, miakatra handaiha akagny Jerosalema atsika zeo io, ary ny Zanak'Ologno dia atolotro ny mpisoronabe ndraiky ny mpanoratra lalàgna. Ho helohin-jareo ho foaty Izy aveo hatolony jentilisa. 34 Zareo dia hagnaratsy Azy, handrora Azy, hamboko Azy, ndraiky hamono Azy. Fao afaka telo andro dia hitsangagna amin'ny maty Izy." \ No newline at end of file diff --git a/10/35.txt b/10/35.txt new file mode 100644 index 00000000..f5679929 --- /dev/null +++ b/10/35.txt @@ -0,0 +1 @@ +\v 35 Jakoba ndraiky Jaona, zanak'i Zebedio, nagnatogno Azy ary nivolagna hoe: "Mpagnanatro ô, mbo tiànay raha mbo atanao zay raha jiaby angahonay aminao."\v 36 Dia nivolagna Izy tamin-jareo hoe: "Ino no tiànareo ho atako aminareo?" \v 37 Nivolagna zareo hoe: "Ambilao zahay hiara-hipaitraka aminao akao amin'ny vogninahitriao, kay ny araiky akeo an-tagnagna ankaherinao aveo ny araiky akeo ankavianao." \ No newline at end of file diff --git a/10/38.txt b/10/38.txt new file mode 100644 index 00000000..799bb88b --- /dev/null +++ b/10/38.txt @@ -0,0 +1 @@ +\v 38 Fao Jesôsy namaly zareo hoe: "Tsy hainareo zay angahonareo. Areo moa afaka migiaka amin'ny kapoaka zay higiahako na hiaritry hatao batisa amin'ny zay hanaovagna batisa Zaho. \v 39 Nivolagna zareo Taminazy hoe: "Vitanay zany." Ary nivolagna tamin-jareo Jesôsy hoe: "Ny kapoaka zay higiahako, dia higiahanareo, ary amin'ny batisa zay hanaovam-batisa Zaho, ni hanaovam-batisa areo koa. \v 40 Fao zay hipairaka akeo an-tagnagna ankaherinaha na akeo ankavianaha ndraiky dia tsy miankigny aminaha zany, fao zany dia hoan-jareo zay nagnomagna zany. \ No newline at end of file diff --git a/10/41.txt b/10/41.txt new file mode 100644 index 00000000..3844eff4 --- /dev/null +++ b/10/41.txt @@ -0,0 +1 @@ +\v 41 Koafa naharegny ny mahakasiky zany zareo mpianatra folo hafa, dia nanomboko vingitry mafy tamin'i Jakoba ndraiky Jaona.\v 42 Nantsovin'i Jesôsy handaiha aminanazy zareo ary nivolagna hoe: "Hainareo fao zareo zay antenaigny ho mpanapaky ny Jentilisa dia mampanompo zareo, aveo ny lehibe mpifehy zareo dia magnampatra fahefagna amin-jareo. \ No newline at end of file diff --git a/10/43.txt b/10/43.txt new file mode 100644 index 00000000..290f5860 --- /dev/null +++ b/10/43.txt @@ -0,0 +1 @@ +\v 43 Fa tsy tôkony hagnan-jany ny aminareo. Fao na zôvy na zôvy magniry ho lehibe aminareo dia aoka izy ho mpanomponareo, \v 44 ary na zôvy na zôvy no magniry ho voalohany aminareo dia aoka izy ho andevonarreo jiaby. \v 45 Fao ny Zanak'Ologno tsy avy mbo hitompogny, fa mbo hanompo, ndraiky hanolotro ny aigniny ho takalon'aigny ho an'ny maro. \ No newline at end of file diff --git a/10/46.txt b/10/46.txt new file mode 100644 index 00000000..181e9f1b --- /dev/null +++ b/10/46.txt @@ -0,0 +1 @@ +\v 46 Homby tao Jeriko zareo. Koafa niboaka ny tanàgna niaraka tamin'ny mpianany ndraiky vahoaka marobe Izy, ny zanak'i TImeo, Bartolomeo zay mpangaho salakady gila, nantotry teo amoron-dalàlagna.47 Koafa naharegny izy fao Jesôsy avy agny Nazareta zany, dia nanomboko nangaikingaiky mafy izy salakady nivolagna hoe: "Ry Jesôsy, Zanak'i Davida ô, mamindrà fô aminaha! " 48 Maro no nivolagna mafy lehy gila, nivolagna taminy mbô hangigny. Fa vao maika izy nangaiky mafy hoe: "Ry Zanak'i Davida ô, mamindra fô aminaha! " \ No newline at end of file diff --git a/10/49.txt b/10/49.txt new file mode 100644 index 00000000..86bbbc20 --- /dev/null +++ b/10/49.txt @@ -0,0 +1 @@ +49 Nijanogno Jesôsy aveo nampagnantso azy. Nantsovin-jareo lehy gila, aveo nivolagniny hoe: "Maharaiza! Mitsangàna! Magnantso anao Izy." 50 Nariany ny saimbony, aveo nitsangagna, kay nandaiha tamin'i Jesôsy izy. \ No newline at end of file diff --git a/10/51.txt b/10/51.txt new file mode 100644 index 00000000..05d1cff7 --- /dev/null +++ b/10/51.txt @@ -0,0 +1 @@ +51 Dia namaly azy Jesôsy aveo nivaolagna hoe: "Ino no tiànao atako aminao? "Nivaolagna lay lalahy gila hoe: " Mpagnanatra ô, te-hahita zaho." 52 Ary nivaolagna Jesôsy taminazy hoe: "Mandihiana. Ny finoagnanao no nagnavotro anao." Dia nahita niaraka tamin'igny ny masony, ary nizohy an'i Jesôsy tagny an-dalàgna izy. \ No newline at end of file diff --git a/10/title.txt b/10/title.txt new file mode 100644 index 00000000..c840d91c --- /dev/null +++ b/10/title.txt @@ -0,0 +1 @@ +Faha 7 \ No newline at end of file diff --git a/11/01.txt b/11/01.txt new file mode 100644 index 00000000..e6dd05ab --- /dev/null +++ b/11/01.txt @@ -0,0 +1 @@ +\v 1 Ary koafa nandaiha tagny Jerosalema zareo, dia narikitry an'i Betifaga ndraiky Betania,agny an-tampon-tanety Oliva, ary Jesôsy nagniraka aroa tamin-jareo mpianany 2 salakady nivaolagna tamin-jareo hoe: " Mandihiana amin'ny rô tanagna hely marikitra atsika rô. Izy koa tafatsôfotro akao areo, dia hahita zana-boriky araiky mbala tsy nitikignan'ologno. Vahao izy dia ndeso atô aminaha. 3 Izikoa misy ologno mivaolagna aminaremo hoe: "Nagnino areo no magnano zao? " Dia atôvo hoe: " Misy ilan'ny Tompo azy dia hampodiny malaky atô izy." \ No newline at end of file diff --git a/11/04.txt b/11/04.txt new file mode 100644 index 00000000..396565d3 --- /dev/null +++ b/11/04.txt @@ -0,0 +1 @@ +\v 4 Nandaiha niboaka zareo dia nahita zana-boriky araiky nirôhy ake ambailan'ny tragno ankilan'ny tamiagna araiky akeo magnôlo-dalàlagna, ary nivotsôran-jareo ny tadinazy.\v 5 Nisy ologno sasany nitsangagna teo salakady nivaolagna tamin-jareo hoe: "Ino tô atanareo, mamaha io zana-boriky io? \v 6 "Dia nambarany zareo ny vaolagnan'i Jesôsy tamin-jareo, ary navailan'ny ologno nandaiha amin'ny lalany zareo. \ No newline at end of file diff --git a/11/07.txt b/11/07.txt new file mode 100644 index 00000000..91c9963d --- /dev/null +++ b/11/07.txt @@ -0,0 +1 @@ +\v 7 \v 8 \v 9 \v 10 7 Ary nindesin-jareo mpianatra aroa lahy teo amin'ny Jesôsy ny zana-boriky dia natany teo agnambon'ny zany ny lamban-jareo kay afaka nitikigny azy Jesôsy. 8 Fôntry ny ôlogno namailatra ny lambany tagny an-dalagna, ary sasany ndraiky namailatra rantsan-kakazo zay nitapatapahagna avy tagny an-tsaha. 9 Zareo zay nandaihateo alohany ndraiky zareo nagnaraka Azy nagnantsognantso hoe: "Hosana! Deraigny lehy araiky avy amin'ny agnaragnan'ny Tompo. 10 Deraigny ny fanjakagna ho avin'i Davida babantsika! Hosana agny amin'ny taigna ambony " \ No newline at end of file diff --git a/11/11.txt b/11/11.txt new file mode 100644 index 00000000..a253a3e8 --- /dev/null +++ b/11/11.txt @@ -0,0 +1 @@ +\v 11 Aveo Jesôsy nitsôfotro tao Jerosalema kay nandaiha an-kianjan'ny tempoly ary nizahazaha raha jiaby. Ary afa nahai- ariva ny andro, dia nagnano diabe nandaiha tagny Betania Izy ndraiky zareo aroa ambinifolo lahy.12 Ny andro fagnaraka, koafa nimpody avy agny Betania zareo, dia tihinagna Izy. \ No newline at end of file diff --git a/11/13.txt b/11/13.txt new file mode 100644 index 00000000..6fcca615 --- /dev/null +++ b/11/13.txt @@ -0,0 +1 @@ +\v 13 Ary nahita kakazon'aviavy misiraviny avy tarô lavidavitry, dia nagnatogno Izy hizaha raha misy taignany taminazy, ary koafa nandaiha tamin'izany Izy, dia tsy nahita na ino na ino koa tsiraha raviny edy, fao tsy mbala fotoagna famoazan'ny aviavy tamin'io. 14 Ary Izy nivolagna tamin-jany hoe: "Tsisy hihinagna ny taignany avy aminao eky barikidintany." Ary ny mpianany naharegny zany. \ No newline at end of file diff --git a/11/15.txt b/11/15.txt new file mode 100644 index 00000000..01155c5e --- /dev/null +++ b/11/15.txt @@ -0,0 +1 @@ +\v 15 Nandaiha agny Jerosalema zareo, ary nitsôfotro tao an-kianjan'ny tempoly Izy ary nantomboko nandroaka ny ampivarotro ndraiky ny ampivanga jiaby tao. Nalavony ny latabatr'ireo mpanakalo vola ndraiky ny sezin-jareo mpandafo pizigny. 16 Tsy nagnambaila na zôvy na zôvy nitondra raha zay manjary alafo hitsôfotro ny kianjan'ny tempoly Izy. \ No newline at end of file diff --git a/11/17.txt b/11/17.txt new file mode 100644 index 00000000..15ddc8f0 --- /dev/null +++ b/11/17.txt @@ -0,0 +1 @@ +17 Dia nampianatra zareo Izy kay nivolagna hoe: "Tsy afa voasoratra moa hoe: " Ny tragnonaha dia hantsovigny hoe tragno fivavahagna ho an'ny firenena jiaby? Naifa natanareo ho tragno fivorian'ny mpangalatra." 18 Regnin-jareo lohan'ny mpisôrogno ndraiky zareo mpanoratra lalàgna zay nivolagniny, dia nizaha fomba hamonoagna Azy zareo. Fao natahotro Azy zareo satria ny vahoaka jiaby dia gaga tamin'ny fampianarany. 19 Koafa havy ny hariva, dia niala ny tanàgna zareo. \ No newline at end of file diff --git a/11/20.txt b/11/20.txt new file mode 100644 index 00000000..86cc20c7 --- /dev/null +++ b/11/20.txt @@ -0,0 +1 @@ +20 Koafa nandaiha zareo ny maraindraigny, dia nahita lehy kakazon'aviavy nalazo hatramin'ny vahany. 21 Ary Petera nahatsaro kay nivolagna hoe: ''Mpagnanatra ô, Nalazo lehy aviavy nihizôgninao." \ No newline at end of file diff --git a/11/22.txt b/11/22.txt new file mode 100644 index 00000000..b0c29852 --- /dev/null +++ b/11/22.txt @@ -0,0 +1 @@ +22 Jesôsy namaly zareo hoe: "Manàgna finoagna an-Jagnahary. 23 Volagniky aminareo marigny tatôboe fao na zôvy na zôvy mivaolagana amin'ny tô tampon-tanety tô hoe; "Mitsangàna kay milavoa agny an-dranomasigny, koa tsisy fisalasalagna ao am-pôny fao mankatô fa hitranga aminy zay nambarany, dia karaha zany no hatan-Jagnahary. \ No newline at end of file diff --git a/11/24.txt b/11/24.txt new file mode 100644 index 00000000..07a9378c --- /dev/null +++ b/11/24.txt @@ -0,0 +1 @@ +24 Noho zany Zaho mivaolagna aminareo hoe: "Zay raha jiaby hivavahanareo ndraiky angahonareo, matokisa fao afa nahazo zany areo, dia ho azonareo zany.\v 25 Koafa mitsangagna ndraiky mivavaka areo, dia tsy maintsy magnambaila zay alahelo jiaby anagnanareo amin-jôvy na amin-jôvy areo, mbô ho ambailan'ny Babanareo Zay agny an-dangitry ihany koa ny fahotagnanareo.\v 26 [Fagnamariahagna: Ny fandikagna taigna tsara dia tsy magnano ny hoe (Zahavo ao amin'ny Mat.16: 15) MK. 11: 26 Koafa tsy mamotsotro heloka kosa areo, dia tsy hamôtsotro fahotagnanareo faogna eky ny Babanareo Zay agny an- dangitry."] \ No newline at end of file diff --git a/11/27.txt b/11/27.txt new file mode 100644 index 00000000..60c3e03c --- /dev/null +++ b/11/27.txt @@ -0,0 +1 @@ +\v 27 Dia niakatra hankagny Jerosalema ndraiky zareo. Ary koafa nandaihandaiha tao an-kianjan'ny tempoly Jesôsy, dia havy nagnatogno Azy lohandohan'ny mpisôrona, ny mpanoratra lalàgna, aveo zareo sojabe.\v 28 Nivolagna zareo taminy hoe: "Fahefagna avy aiza moa hagnanaovanao regny raha egny, aveo zôvy moa nagnamia nagnamia Anao fahefagna hagnano regny?" \ No newline at end of file diff --git a/11/29.txt b/11/29.txt new file mode 100644 index 00000000..d6c1fc05 --- /dev/null +++ b/11/29.txt @@ -0,0 +1 @@ +\v 29 Jesôsy nivolagna tamin-jareo hoe: "Hagnapaitraka fagnontaniagna araiky aminareo Zaho. Volagno Aminaha dia hambarako areo hoe fahefagna avy aiza moa anaovako regny raha regny. \v 30 Ny batisan'i Jaona, avy agny an-dangitry moa zany asa avy amin'y ôlogno? Valia zaho." \ No newline at end of file diff --git a/11/31.txt b/11/31.txt new file mode 100644 index 00000000..7d252899 --- /dev/null +++ b/11/31.txt @@ -0,0 +1 @@ +\v 31 Nifampandiniky miaraka zareo sady nimalo ndraiky nivolagna hoe: "Koa valian-tsika hoe: "Avy agny an-dangitry, dia hivaolagna Izy hoe: "Fa nagnino ary moa tsy nankatô azy areo?\v 32 "Izy koa mamaly atsika hoe: "Avy amin'ny ôlogno,....." Natahotro ny ôlogno zareo, satria resy lahatra ny ôlogno jiaby fao Jaona mpagnazary tatôbe.\v 33 Avy eo namaly an'i Jesôsy zareo kay nagnano hoe: "Tsy hainay." Dia nivaolagna Jesôsy tamin-jareo hoe: "Zaho tô koa tsy hagnambara aminareo hoe fahefagna avy aiza no hagnanaovako regny raha regny." \ No newline at end of file diff --git a/11/title.txt b/11/title.txt new file mode 100644 index 00000000..85e81e82 --- /dev/null +++ b/11/title.txt @@ -0,0 +1 @@ +Toko faha 11 \ No newline at end of file diff --git a/LICENSE.md b/LICENSE.md index 93297d73..a97cbe7f 100644 --- a/LICENSE.md +++ b/LICENSE.md @@ -2,6 +2,10 @@ This work is made available under the Creative Commons Attribution-ShareAlike 4.0 International License (CC BY-SA). To view a copy of this license, visit [http://creativecommons.org/licenses/by-sa/4.0/](http://creativecommons.org/licenses/by-sa/4.0/) or send a letter to Creative Commons, PO Box 1866, Mountain View, CA 94042, USA. +<<<<<<< HEAD If you would like to notify unfoldingWord regarding your translation of this work, please contact us at [https://unfoldingword.org/contact/](https://unfoldingword.org/contact/). This PDF was generated using Prince (https://www.princexml.com/). +======= +If you would like to notify unfoldingWord regarding your translation of this work, please contact us at [https://unfoldingword.org/contact/](https://unfoldingword.org/contact/). +>>>>>>> b5f577120d7a84f33664c77a99a676a18e3e1387 diff --git a/manifest.json b/manifest.json index c2df9290..5a05c2ab 100644 --- a/manifest.json +++ b/manifest.json @@ -33,7 +33,8 @@ ], "parent_draft": {}, "translators": [ - "LAPTOP-IQHM9IOH" + "LAPTOP-IQHM9IOH", + "MAD104" ], "finished_chunks": [ "front-title", @@ -107,6 +108,61 @@ "15-36", "15-39", "15-42", - "15-45" + "15-45", + "08-title", + "09-title", + "10-title", + "10-43", + "11-title", + "09-01", + "09-04", + "09-07", + "09-09", + "09-11", + "09-14", + "09-17", + "09-20", + "09-23", + "09-26", + "09-28", + "09-30", + "09-33", + "09-36", + "09-38", + "09-40", + "09-42", + "09-45", + "09-47", + "09-49", + "10-01", + "10-05", + "10-07", + "10-10", + "10-13", + "10-15", + "10-17", + "10-20", + "10-23", + "10-26", + "10-29", + "10-32", + "10-35", + "10-38", + "10-41", + "10-46", + "10-49", + "10-51", + "11-01", + "11-04", + "11-11", + "11-13", + "11-15", + "11-17", + "11-20", + "11-22", + "11-24", + "11-27", + "11-29", + "11-31" ] } \ No newline at end of file