diff --git a/12/18.txt b/12/18.txt index cb4c14a4..67ed62c5 100644 --- a/12/18.txt +++ b/12/18.txt @@ -1 +1 @@ -\v 18 Avakeo reo Sadoseo, zay mivolagna fao tsy misy ny fitsanganagna amin'ny maty, dia a avy teo aminy. Nagnontany Azy zareo, nagnano hoe: \v 19 "Mpaagnanatra ô, nanoratra zao taminay Mosesy hoe: 'Raha maty ny rahalahin'ny lalahy araiky aveo nagnambela vady, kanefa tsy mbô nanagna zanaka, dia tôkony manambady lehy vadiny rahalahin'ny, kay hanagna taminga ho an'ny rahalahiny.' \ No newline at end of file +\v 18 Avakeo reo Sadoseo, zay mivaolagna fao tsisy fitsanganagna amin'ny maty, dia tonga taminazy. Nagnontany Azy zareo, nagnano hoe: \v 19 "Mpaagnanatra ô, nanaoratra zao taminay Mosesy hoe: 'Raha maty ny rahalahin'ny lalahy araiky aveo nagnambela vady, kanefa tsy mbô nanagna zanaka, dia tôkony manambady lehy vadiny rahalahin'ny, kay hanagna taminga ho an'ny rahalahiny.' \ No newline at end of file