From 57161147daa433abd1fea54502f6edd2530fec7d Mon Sep 17 00:00:00 2001 From: tsDesktop Date: Thu, 24 Oct 2019 18:25:09 -0400 Subject: [PATCH] Thu Oct 24 2019 18:25:08 GMT-0400 (Eastern Daylight Time) --- 05/18.txt | 2 +- 1 file changed, 1 insertion(+), 1 deletion(-) diff --git a/05/18.txt b/05/18.txt index 4f293f18..dd0996e5 100644 --- a/05/18.txt +++ b/05/18.txt @@ -1 +1 @@ -\v 18 Koafa hiakatra tao amin'ny lakagna Izy, dia niangavy tamin'Azy lehy lalahy nibidaohan'ny masantôko hiaraka amin'Azy. \v 19 Kanaifa tsy nagnabela azy Jesôsy, fao nagnano hoe: "Mandihana môdy agny amin'ny tragnonao ndraiky fianakaviagnanao ary tantarao amin-jareo raha natan'ny Tompo taminao, sy ndraiky namindrany fo taminao!" \v 20 Dia lôsogno nôdy izy ary nanomboko nagnambara ny raha gaida zay natan'i Jesôsy tamin'azy tagny Dekapolisy, ary gaga ny jiaby. \ No newline at end of file +\v 18 Koafa hiakatra tamin'ny lakagna Izy, dia niangavy Taminy lehy lalahy nibidaohan'ny masantôko mbô hiaraka Aminy. \v 19 Kanaifa tsy nagnabela azy Jesôsy, fao nagnano hoe: "Mandihana môdy agny amin'ny tragnonao ndraiky fianakaviagnanao ary tantarao amin-jareo raha natan'ny Tompo taminao, sy ndraiky namindrany fo taminao!" \v 20 Dia lôsogno nôdy izy ary nanomboko nagnambara ny raha gaida zay natan'i Jesôsy tamin'azy tagny Dekapolisy, ary gaga ny jiaby. \ No newline at end of file