auto save

This commit is contained in:
MAD106 2019-10-22 02:54:19 -04:00 committed by root
parent 30dddf0870
commit 566592d49f
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Ary tonga tagny amin'ny toairagna ato hoe Getsemane zareo, dia nivôlagna Jesôsy tamin'ny reo mpianany hoe: "Mantaira aketo izy koa mboala mivavaka Zaho." Dia ninday an'i Petera, sindraiky Jakoba, avakeo Jaona niaraka taminazy Izy ary nanomboko nalahalo salakady taigna nijaly. Dia nivôlagna Izy tamin-jareo hoe: "Nikorontagna loatra ny Fagnahiky,karaha afa ho foaty.
Ary tonga tagny amin'ny toairagna ato hoe Getsemane zareo, dia nivôlagna Jesôsy tamin'ny reo mpianany hoe: "Mantaira aketo izy koa mboala mivavaka Zaho." Dia ninday an'i Petera, sindraiky Jakoba, avakeo Jaona niaraka taminazy Izy ary nanomboko nalahalo salakady taigna nijaly. Dia nivôlagna Izy tamin-jareo hoe: "Nikorontagna loatra ny Fagnahiky,karaha afa ho foaty. Mantaira aketo kay mivognôsa."