diff --git a/02/13.txt b/02/13.txt index b0d1b672..2500d7f6 100644 --- a/02/13.txt +++ b/02/13.txt @@ -1 +1 @@ -\v 13Aveo niboaka teo magnôlo-dranomasigny koa Izy, aviteo nagnantogno azy aby vahoaka jiaby, kay nanariny zareo.\v 14 Izy kao fa nandika Izy, dia nahita an'i Levi zanak'Alfeo nibidôko teo amin'ny toairagna famoriagna haitra kay nivôlagna Izy taminazy hoe : "Magnaraha zaha." Aviteo nitsangagna izy ka nizôho Azy. \ No newline at end of file +\v 13Aveo niboaka teo magnôlo-dranomasigny koa Izy, aviteo nagnantogno azy aby vahoaka jiaby, kay nanariny zareo.\v 14 Izy kao fa nandalo Izy, dia nahita an'i Levi zanak'Alfeo nibidôko teo amin'ny toairagna famoriagna haitra kay nivôlagna Izy taminazy hoe : "Magnaraha zaha." Aviteo nitsangagna izy ka nizôho Azy. \ No newline at end of file