diff --git a/15/06.txt b/15/06.txt index ec13a543..5d1912bd 100644 --- a/15/06.txt +++ b/15/06.txt @@ -1 +1 @@ -\v 6 Ary tamin'ny andro firavoravoagna, dia namôtsotro gadra araiky hoan-jareo faogna Pilato, gadra lehy angatahin-jareo. \v 7 Niaraka tamin-jareo mpikomy tao an-gadra, tao amin-jareo mpamono ôlogno zay voatagna nohon'ny fandraisan-jareo anjara tamin'ny fikomiagna, dia nisy lalahy araiky antsôvigny hoe Barabasy. \v 8 Dia nandaiha tamin'i Pilato ny vahoaka kay nanomboko nangataka taminazy mbô hagnano amin-jareo karaha lehy fatany tagny alohaka. \ No newline at end of file +\v 6 Ary tamin'ny andro firavoravoagna, dia namôtsotro gadra araiky hoan-jareo faogna Pilato, gadra lehy angatahin-jareo. \v 7 Niaraka tamin-jareo mpikomy tao an-gadra, tao amin-jareo mpamono ôlogno zay voatagna nohon'ny fandraisan-jareo anjara tamin'ny fikomiagna, dia nisy lalahy araiky antsôvigny hoe Barabasy. \v 8 Dia nandaiha tamin'i Pilato vahoaka kay nanomboko nangataka taminazy mbô hagnano amin-jareo karaha lehy fatany tagny talohaka. \ No newline at end of file diff --git a/15/09.txt b/15/09.txt index 5528e4bf..813a3de6 100644 --- a/15/09.txt +++ b/15/09.txt @@ -1 +1 @@ -\v 9 Pilato namaly zareo kay nagnano hoe: "Tianareo moa raha ny Mpanjakan'i Jiosy no halaifako aminareo?" \v 10 Satria hainy fao fialognagna no nanolaoran'ny lohan'ny mpisorona an'i Jesôsy taminazy. \v 11 Fao nagnaintagna ny vahoaka zareo lohan'ny mpisorona mbô hangaiky mafy fa tokony ho Barabasy sintrany no havôtsotro. \ No newline at end of file +\v 9 Pilato namaly zareo kay nagnano hoe: "Tianareo moa raha ny Mpanjakan'i Jiosy no halaifako aminareo?" \v 10 Satria hainy fao fialaognagna no nanolaoran'ny lohan'ny mpisorona an'i Jesôsy taminazy. \v 11 Fao nagnaintagna ny vahoaka zareo lohan'ny mpisorona mbô hangaiky mafy fa tokony ho Barabasy sintrany no havôtsotro. \ No newline at end of file diff --git a/manifest.json b/manifest.json index d96591e5..8eea5878 100644 --- a/manifest.json +++ b/manifest.json @@ -93,7 +93,7 @@ "15-title", "15-01", "15-04", - "15-09", + "15-06", "15-12", "15-14", "15-16",