Fri Nov 15 2019 09:19:21 GMT-0500 (Eastern Standard Time)
This commit is contained in:
parent
a7c0e6119f
commit
556b5e53bf
|
@ -1 +1 @@
|
||||||
\v 25 Tamin'ny laira fahatelo Izy no nohombon-jareo. \v 26 Ary tamin'ny takailaka kakazo araiky no nanoran-jareo ny fiampangagna nanohitry Azy hoe: "Mpanjakan'ny Jiosy." \v 27 Dahalo aroa no niaraka nohombon-jareo taminazy, ny araiky tamin'ny ankaheriny ary ny araiky koa tamin'ny ankaviany. \v 28 [fagnamarihagna: Ireo fandikagna taloha taigna tsara dia tsy magnisy ny Marika 15:28 hoe: "Dia tantairaka ny Soratra Masigny magnano hoe: "Natao ho agnisan'ny mpanota Izy." Ampitahafo ny Lioka 22:35]
|
\v 25 Tamin'ny laira fahatelo Izy no nohombon-jareo. \v 26 Ary tamin'ny takailaka kakazo araiky no nanoran-jareo ny fiampangagna nanohitry Azy hoe: "Mpanjakan'ny Jiosy." \v 27 Dahalo aroa no niaraka nohombon-jareo taminazy, ny araiky tamin'ny ankaheriny ary ny araiky koa tamin'ny ankaviany. \v 28 [Fagnamarihagna: Ireo fandikagna taloha taigna tsara dia tsy magnisy ny Marika 15:28 hoe: "Dia tantairaka ny Soratra Masigny magnano hoe: "Natao ho agnisan'ny mpanota Izy.' Ampitahafo ny Lioka 22:35]
|
Loading…
Reference in New Issue