Fri Oct 25 2019 09:58:32 GMT-0400 (Eastern Daylight Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2019-10-25 09:58:33 -04:00
parent a80e34c81e
commit 5248f0cacd
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 41 Nalainy ny tagnan'ny lehy zaza aveo nivolagna tamin'azy hoe: "Talita, Komy!" zay adika hoe: "Razazavavy, mivolagna aminao Zaho, Mitsangàna." \v 42 Niraka tamin'igny nitsangagna razazavavy, aveo nandeha(Satria roa ambin'ny folo taona izy). Gaga zareo. \v 43 Niraràny mafy zareo mbô tsy hisy na zôvy na zôvy hahay ny mahakasika zao. Aveo dia nirahiny namiagna hanigy razazavavy.
\v 41 Nalainy ny tagnan'ny lehy zaza avakeo nivaolagna taminazy hoe: "Talita, Komy!" zay adika hoe: "Razazavavy, mivaolagna aminao Zaho, mitsangàna." \v 42 Niraka tamin'igny nitsangagna razazavavy, aveo nandaiha(Satria roa ambin'ny folo tagno izy). Gaga zareo. \v 43 Niraràny mafy zareo mbô tsy hisy na zôvy na zôvy hahay ny mahakasika zao. Aveo dia nirahiny namiagna hanigy razazavavy.