auto save

This commit is contained in:
MAD104 2019-10-25 01:58:55 -04:00 committed by root
parent bd9e3ef5f2
commit 5162288ce6
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 30 Niala teo zareo ary nandalo tagny Galilia. Tsy tiàny ho hainjôvy na zôvy hoe taiza zareo,\v 31 fa nampianatra regny mpianatranazy Izy. Nivôlagna izy tamin-jare : " Ny Zanak'Ologno dia hatôlotro agny antagnagnan'ologno, kay hivonon-jareo Izy. Ary koafa voavono Izy, dia hitsangagna amin'ny maty ndraiky afaka telo andro. \v 32 "Fa tsy takatra zareo io fagnambaragna io, ary natahotro zare hagnontany Azy.
\v 30 Niala teo zareo ary nandalo tagny Galilia. Tsy tiàny ho hain-jôvy na zôvy hoe taiza zareo,\v 31 fa nampianatra reo mpianany Izy. Nivôlagna Izy tamin-jare : " Ny Zanak'Ologno dia hatôlotro agny antagnagnan'ologno, kay hivonon-jareo Izy. Ary koafa voavono Izy, dia hitsangagna amin'ny maty ndraiky afaka telo andro. \v 32 "Fa tsy takatra zareo io fagnambaragna io, ary natahotro zare hagnontany Azy.