auto save

This commit is contained in:
MAD107 2019-10-17 04:17:01 -04:00 committed by root
parent bbebc4b756
commit 50ba614b81
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 18 \v 20 Aviteo Jaona nivôlagna tamin'ny Heroda hoe: "Mifanipaka amin'ny amin'ny lalagna ny hanambadiananao vadiny rahalahinao \v 19 io." Aviteo vignitra Herodiasy nitsakarka rah amonoagna. Kanaifa tsy afaka Heroda satria matahotra Joana; hainy tsarabe ologno mahitsy Jaona salakady feno fahamasinagna aviteo niarôny izy. Nampanahiragn'azy ny fitandrignaisany azy, kanaifa mbola nitandrignaisany tamin'ny haravoagna fogna izy.
\v 18 \v 20 Aviteo Jaona nivôlagna tamin'ny Heroda hoe: "Mifanipaka amin'ny amin'ny lalagna ny hanambadiananao vadiny rahalahinao." \v 19 Aviteo vignitra Herodiasy nitsakarka rah amonoagna. Kanaifa tsy afaka Heroda satria matahotra Joana; hainy tsarabe ologno mahitsy Jaona salakady feno fahamasinagna aviteo niarôny izy. Nampanahiragn'azy ny fitandrignaisany azy, kanaifa mbola nitandrignaisany tamin'ny haravoagna fogna izy.