Sat Oct 19 2019 16:04:15 GMT-0400 (Eastern Daylight Time)
This commit is contained in:
parent
654541993c
commit
506d96eb87
|
@ -1 +1 @@
|
|||
\v 45 koafa nahazo antoko tamin'lehy kapiteny izy fa maty jesôsy, dia namiany an'i Josefa ny fatiny. \v 46 Ary Josefa nividy hariry madiniky. Nampijôtso an'i Jesôsy teo amin'ny hazofijaliagna izy, dia namono hariry Azy, ary nagnapaitraka Azy tamin'ny fasagna zay nolavahagna tao amin'ny vatolampy. Avy eo namôdy vato teo amin'ny varavaragna fasagna izy. \v 47 DIa hitn'i Maria Magdalena ndraiky Maria renin'i Jesesy ny toeragna nadivaignagna Azy.
|
||||
\v 45 koafa nahazo antoko tamin'lehy kapiteny izy fa maty jesôsy, dia namiany an'i Josefa ny fatiny. \v 46 Ary Josefa nividy hariry madiniky. Nampijôtso an'i Jesôsy teo amin'ny hazofijaliagna izy, dia namono hariry madiniky Azy, ary nagnapaitraka Azy tamin'ny fasagna zay nolavahagna tao amin'ny vatolampy. Avy eo namôdy vato teo amin'ny varavaragna fasagna izy. \v 47 Dia hitan'i Maria Magdalena ndraiky Maria renin'i Josesy ny toeragna nadivaignagna Azy.
|
Loading…
Reference in New Issue