auto save

This commit is contained in:
MAD106 2019-10-18 01:46:47 -04:00 committed by root
parent dd30b62ccf
commit 5058c7d1fb
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 5 Nitsôfotro tao am-pasagna zareo kay nahita tôvolahy nitsabo akanjo fôtsy, nantotry teo an-kahery, avakeo dia gaga zareo.\v 6 Dia nivolagna izy tamin-jareo hoe: "Aza ambory. Mizaha an'i Jesôsy areo, ilay Nazarena, lehy nombohana. Nitsangagna izy! Tsy aketo izy. Zahavo ny toeragna izay nambilan-jareo azy. \v 7 Fa mandiana, koragno ireo mpianany avakeo Petera fa handaiha alohaka'areo agny Galilia izy. Akagny no hahitanareo azy, araka izay nivolagniny taminareo."
\v 5 Nitsôfotro tao am-pasagna zareo kay nahita tôvolahy nitsabo akanjo fôtsy, nantotry teo an-kahery, avakeo dia gaga zareo.\v 6Dia nivôlagna izy tamin-jareo hoe: "Aza ambory. Mizaha an'i Jesôsy moa areo, lehy Nazarena, lehy no. Nitsangagna izy! Tsy aketo izy. Zahavo ny toeragna izay nambilan-jareo azy. \v 7 Fa mandiana, koragno ireo mpianany avakeo Petera fa handaiha alohaka'areo agny Galilia izy. Akagny no hahitanareo azy, araka izay nivolagniny taminareo."