auto save

This commit is contained in:
MAD107 2019-10-17 02:53:46 -04:00 committed by root
parent 55c79bd315
commit 4fb27d0955
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Zareo aviteo hitany fa tegna nijaly namily ny lakagna, satria namaly zareo nafy ny rivotro. Tokony tamin'ny laira fiambesagna ny faha efatra ny aligny nandeha tamin[jareo izy salakady nandeha teo ambonin'ny ranomasina, ary managna fikasagna handalo amin-jareo izy. Izy koa fa hitan-jareo tambonin'ny ranomasigny izy Zareo aviteo hitany fa tegna nijaly namily ny lakagna, satria namaly zareo nafy ny rivotro. Tokony tamin'ny laira fiambesagna ny faha efatra ny aligny nandeha tamin[jareo izy salakady nandeha teo ambonin'ny ranomasina, ary managna fikasagna handalo amin-jareo izy. Izy koa fa hitan-jareo tambonin'ny ranomasigny izy ambory zareo satria nantan-jareo lôlô.