Fri Oct 18 2019 17:27:48 GMT-0400 (Eastern Daylight Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2019-10-18 17:27:48 -04:00
parent 64b716fe91
commit 4f55af2d78
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 31 Ny lohan'ny mpisorona koa dia nankalaifaka Azy mitôvy zany, Niaraka tamin'ny zareo mpanaoratra làlagna, ary nivolagna hoe: "Nagnavotro ny hafa Izy, kanaifa tsy mahavotra ny tgnany. \v 32 Aoka lehy Kristy, lehy Mpanjakan'i Jiosy, mijotsoa aminny'ny hazofijaliagna, biaka mbô hitanay ary hinoanay," ary lehy nihombògno niaraka tamin'Azy koa dia nankalaifaka Azy.
\v 31 Ny lohan'ny mpisorona koa dia nankalaifaka Azy mitôvy zany, Niaraka tamin'ny zareo mpanaoratra làlagna, ary nivolagna hoe: "Nagnavotro ny hafa Izy, kanaifa tsy mahavotra ny taignany. \v 32 Aoka lehy Kristy, lehy Mpanjakan'i Jiosy, mijotsoà aminny'ny hazofijaliagna, biaka mbô hitanay ary hinoanay," ary lehy nihombògno niaraka tamin'Azy koa dia nankalaifaka Azy.