auto save

This commit is contained in:
MAD107 2019-10-21 01:59:33 -04:00 committed by root
parent d08594207f
commit 4d9c577946
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 20 \v 21 \v 22 \v 23 Nivôlagna Izy: "Lehy miboaka avy akao amin'ôlogno no mandoto azy."Fa avy akao agnatin'ôlogno, avy am-pony, no iboahan'ny saingy ratsy, ny fahavetavetagna, ny halatra, ny fomonoagn'ôlogno, ny fijangajangagna, ny fagniriagna, ny haratsiam-pagnahy, ny vandy, ny fijejojejoagna, ny fialôgnagna, ny fagnambaragna vandy, ny avognavogno, ny halifahagna. Zany raha ratsy jiaby zany no miboaka avy akao agnatin'ôlogno, avakeo reo no mandoto azy."
\v 20 \v 22 \v 23 Nivôlagna Izy: "Lehy miboaka avy akao amin'ôlogno no mandoto azy."\v 21 Fa avy akao agnatin'ôlogno, avy am-pony, no iboahan'ny saingy ratsy, ny fahavetavetagna, ny halatra, ny fomonoagn'ôlogno, ny fijangajangagna, ny fagniriagna, ny haratsiam-pagnahy, ny vandy, ny fijejojejoagna, ny fialôgnagna, ny fagnambaragna vandy, ny avognavogno, ny halifahagna. Zany raha ratsy jiaby zany no miboaka avy akao agnatin'ôlogno, avakeo reo no mandoto azy."