Sat Oct 19 2019 16:00:15 GMT-0400 (Eastern Daylight Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2019-10-19 16:00:16 -04:00
parent fbd1c532eb
commit 4c1a656b27
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 45 \v 47 koafa nahazo antoko taamin'lehy kapiteny izy fa maty jesôsy, dia namiany Josefa ny vatagna manintsy. \v 46 Ary Josefa nividy hariry madiniky. Nampijôtso Jesôsy teo amin'ny hazofijaliagna izy, dia namono hariry Azy, ary nagnapaitraka Azy tamin'ny fasagna zay nolavahagna tao amin'ny vatolampy. Avy eo namôdy vato teo amin'ny varavaragna fasagna izy. DIa hitn'i Maria Magdalena ndraiky Maria renin'i Jesesy ny toeragna nadivaignagna Azy.
\v 45 koafa nahazo antoko tamin'lehy kapiteny izy fa maty jesôsy, dia namiany an'i Josefa ny vatagna manintsy. \v 46 Ary Josefa nividy hariry madiniky. Nampijôtso Jesôsy teo amin'ny hazofijaliagna izy, dia namono hariry Azy, ary nagnapaitraka Azy tamin'ny fasagna zay nolavahagna tao amin'ny vatolampy. Avy eo namôdy vato teo amin'ny varavaragna fasagna izy. \v 47 DIa hitn'i Maria Magdalena ndraiky Maria renin'i Jesesy ny toeragna nadivaignagna Azy.