From 4bf0dd5cd5996eb050f10ba8df2d56ad64195298 Mon Sep 17 00:00:00 2001 From: tsDesktop Date: Sun, 17 Nov 2019 18:28:33 -0800 Subject: [PATCH] Sun Nov 17 2019 18:28:33 GMT-0800 (Pacific Standard Time) --- 11/15.txt | 2 +- 11/17.txt | 2 +- 11/20.txt | 2 +- 11/22.txt | 2 +- manifest.json | 1 - 5 files changed, 4 insertions(+), 5 deletions(-) diff --git a/11/15.txt b/11/15.txt index 01155c5e..78311c33 100644 --- a/11/15.txt +++ b/11/15.txt @@ -1 +1 @@ -\v 15 Nandaiha agny Jerosalema zareo, ary nitsôfotro tao an-kianjan'ny tempoly Izy ary nantomboko nandroaka ny ampivarotro ndraiky ny ampivanga jiaby tao. Nalavony ny latabatr'ireo mpanakalo vola ndraiky ny sezin-jareo mpandafo pizigny. 16 Tsy nagnambaila na zôvy na zôvy nitondra raha zay manjary alafo hitsôfotro ny kianjan'ny tempoly Izy. \ No newline at end of file +\v 15 Nandaiha agny Jerosalema zareo, ary nitsôfotro tao an-kianjan'ny tempoly Izy ary nantomboko nandroaka ny ampivarotro ndraiky ny ampivanga jiaby tao. Nalavony ny latabatr'ireo mpanakalo vola ndraiky ny sezin-jareo mpandafo pizigny. \v 16 Tsy nagnambaila na zôvy na zôvy nitondra raha zay manjary alafo hitsôfotro ny kianjan'ny tempoly Izy. \ No newline at end of file diff --git a/11/17.txt b/11/17.txt index 15ddc8f0..47781964 100644 --- a/11/17.txt +++ b/11/17.txt @@ -1 +1 @@ -17 Dia nampianatra zareo Izy kay nivolagna hoe: "Tsy afa voasoratra moa hoe: " Ny tragnonaha dia hantsovigny hoe tragno fivavahagna ho an'ny firenena jiaby? Naifa natanareo ho tragno fivorian'ny mpangalatra." 18 Regnin-jareo lohan'ny mpisôrogno ndraiky zareo mpanoratra lalàgna zay nivolagniny, dia nizaha fomba hamonoagna Azy zareo. Fao natahotro Azy zareo satria ny vahoaka jiaby dia gaga tamin'ny fampianarany. 19 Koafa havy ny hariva, dia niala ny tanàgna zareo. \ No newline at end of file +\v 17 Dia nampianatra zareo Izy kay nivolagna hoe: "Tsy afa voasoratra moa hoe: " Ny tragnonaha dia hantsovigny hoe tragno fivavahagna ho an'ny firenena jiaby? Naifa natanareo ho tragno fivorian'ny mpangalatra." \v 18 Regnin-jareo lohan'ny mpisôrogno ndraiky zareo mpanoratra lalàgna zay nivolagniny, dia nizaha fomba hamonoagna Azy zareo. Fao natahotro Azy zareo satria ny vahoaka jiaby dia gaga tamin'ny fampianarany. \v 19 Koafa havy ny hariva, dia niala ny tanàgna zareo. \ No newline at end of file diff --git a/11/20.txt b/11/20.txt index 86cc20c7..1f2e523f 100644 --- a/11/20.txt +++ b/11/20.txt @@ -1 +1 @@ -20 Koafa nandaiha zareo ny maraindraigny, dia nahita lehy kakazon'aviavy nalazo hatramin'ny vahany. 21 Ary Petera nahatsaro kay nivolagna hoe: ''Mpagnanatra ô, Nalazo lehy aviavy nihizôgninao." \ No newline at end of file +\v 20 Koafa nandaiha zareo ny maraindraigny, dia nahita lehy kakazon'aviavy nalazo hatramin'ny vahany. \v 21 Ary Petera nahatsaro kay nivolagna hoe: ''Mpagnanatra ô, Nalazo lehy aviavy nihizôgninao." \ No newline at end of file diff --git a/11/22.txt b/11/22.txt index b0c29852..2406a3df 100644 --- a/11/22.txt +++ b/11/22.txt @@ -1 +1 @@ -22 Jesôsy namaly zareo hoe: "Manàgna finoagna an-Jagnahary. 23 Volagniky aminareo marigny tatôboe fao na zôvy na zôvy mivaolagana amin'ny tô tampon-tanety tô hoe; "Mitsangàna kay milavoa agny an-dranomasigny, koa tsisy fisalasalagna ao am-pôny fao mankatô fa hitranga aminy zay nambarany, dia karaha zany no hatan-Jagnahary. \ No newline at end of file +\v 22 Jesôsy namaly zareo hoe: "Manàgna finoagna an-Jagnahary. \v 23 Volagniky aminareo marigny tatôboe fao na zôvy na zôvy mivaolagana amin'ny tô tampon-tanety tô hoe; "Mitsangàna kay milavoa agny an-dranomasigny, koa tsisy fisalasalagna ao am-pôny fao mankatô fa hitranga aminy zay nambarany, dia karaha zany no hatan-Jagnahary. \ No newline at end of file diff --git a/manifest.json b/manifest.json index 66545e64..aebe5934 100644 --- a/manifest.json +++ b/manifest.json @@ -232,7 +232,6 @@ "11-15", "11-17", "11-20", - "11-22", "11-24", "11-27", "11-29",